Jean Luc Djavojozara: Voafidy fanindroany ho Ben’ny tanànan’Antsiranana

  • dimanche, 12 janvier 2020 15:00
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nametrahan’ny vahoaka fitokisana hitantana indray ny Kaominina ambonivohitra Antsiranana mandritra ny efa-taona i Jean Luc Djavojozara. Nohamafisin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny vokatra vonjimaika navoakan’ny CENI, ary dia ofisialy izao ny maha Ben’ny tanànan’Antsiranana an’i Jean Luc Djavojozara.

Kandida tsy miankina no nirotsahany tamin’ny fifidianana natao ny 27 novambra 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.