Feno Harison: « Ny fampitahana ny lisi-pifidianana no ahitana ny fahamarinana »

  • mercredi, 04 décembre 2019 17:29
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Herinandro taorian’ny latsa-bato tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy Mpanolontsain’ny tanàna natao ny 27 novambra 2019, dia nanao fanambarana tao amin’ny pejiny Facebook i Feno Harison milaza fa « Ny fampitahana ny lisi-pifidianana no ahitana ny fahamarinana ».

Kandida tsy miankina tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna teto Antananarivo Renivohitra i Feno Harison. Niisa dimy ireo kandida teto an-drenivohitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.