Kandida Nantenaina: Tonga dia « action » ny fanombohany ny « pré-campagne »

  • lundi, 30 septembre 2019 16:26
  • Zakaria
  • Sary nomena

Feno ny programan’i Nantenaina, kandidan’ny IRD, mitondra ny laharana voalohany (01) amin'ny bileta tokana eto Toamasina I, amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna, tamin’ity herinandro ity, ary nisandrahaka sy nahasahana sehatra maro izany.

Nanome rà niaraka tamin’ny ekipany ; nanolotra fanomezana ireo mpianatra mendrika. Nitsidika toerana maromaro, nifanantona tamina vondron’olona sy fikambanana maro, nihaona tamina sokajin-taona sy sokajin’asa maro. Nitsidika fiangonana. Nampanao « cours gratuit » ho an’ny mpianatra hanala fanadinana bakalôrea.

Tonga dia « action » ny fanombohan’i Nantenaina ny «pré-campagne».

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.