Governora: Voatendry ny 11, miandry ny ambiny

  • mercredi, 25 septembre 2019 21:23
  • Zakaria

Notendrena nandritra ny filankevitry ny minisitra androany ny Governora. Miisa 11 izy ireo no voatendry, miandry fanendrena amin’ny fotoana maraka ny sasany.

Misy efa lehiben'ny Faritra teo aloha, misy efa solombavam-bahoaka teo aloha, misy Senatera amperin'asa amin'ireo voatendry.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.