Morondava: Hirotsaka hofidiana ny Ben’ny tanàna amperin’asa Kolo Frijof

  • mardi, 10 septembre 2019 15:52
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ny Ben’ny tanàna amperin’asa Kolo Frijof no atolotry ny vovonana IRD ho kandida Ben’ny tanàna eto amin’ny Kaominina ambonivohitra Morondava, renivohitry ny Faritra Menabe.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.