Antenimieram-pirenena: Hanolotra PGE manoloana ny depiote ny praiminisitra

  • mercredi, 14 août 2019 20:29
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary fanehoana nindramina

Ny zoma 16 aogositra 2019 ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian no hanolotra ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) manoloana ireo solombavambahoaka.

Araka ny andininy faha-99 amin’ny Lalampanorenana, ny praiminisitra dia manolotra ny drafitra fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) manoloana ny Parlemanta, ao anatin’ny telopolo andro aorian’ny nanendrena azy.

Ny 19 jolay 2019 no notendrena ho praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.