LIVE HOTEL Andavamamba: Valan-dresaka nataon'ireo Kandida mivondrona

  • jeudi, 13 juin 2019 16:30
  • Njaka
  • Sary Njaka

Tonga nametraka fitoriana teny amin'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana Ambohidahy ireo kandidà avy amin'ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) sy avy amin'ny tsy miankina maromaro, ka nitohy tamin'ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety izany, izay natao tetsy amin'ny LIVE HOTEL Andavamamba.

Nisy arak'izany ny fanehoan'izy ireo ny porofo tany amin'izy ireo nilazany ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ny fitondram-panjakana sy ireo kandida ho solombavambahoaka miara-dia aminy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.