Fifidianana depiote: Kandida maromaro niara-nanatitra fitoriana teny amin’ny HCC

  • jeudi, 13 juin 2019 11:31
  • Britto
  • Sary nindramina

Nisy kandidan’antoko, nisy kandida tsy miankina, tamin’ny fifidianana solombavambahoaka natao tamin’ny 27 mey 2019 teo, no tonga nametraka fitoriana niaraka tamin’ny porofo ananan’izy ireo, teny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana androany maraina.

Hosoka, hala-bato, fandikan-dalàna samihafa ny ankamaroan’ny fitoriana napetrak’izy ireo, raha ny fanazavana nataon’i Mananjara Fidison, kandida tao Soanierana Ivongo, narotsaky ny antoko Tiako i Madagasikara.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.