Feno sy Bodo: Manohy ny fitetezan-trano

  • mercredi, 15 mai 2019 10:09
  • Tigre
  • Sary nomena

Mitohy ny fitetezan-trano ataon'i RALAMBOMANANA Fenoherintsoa, na i Feno, sy RAZAFINDRAZAKA Bodoharisoa Faliherinantenaina na i Bodo mpihira, kandida ho solombavambahoaka eto amin'ny Boriborintany faha III, mitondra ny laharana 01 amin'ny lisitra natolotry ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM).

Voatsidika avokoa ny fokontany Soavinandriana, Avaradoha, Besarety, Ampandrana, Antaninandro.

Misy ihany koa moa ny fanohanan'izy ireo ny asa fanadiovana eny amin'ny fokontany. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.