Politique

    • samedi, 17 novembre 2018 10:31
    • Super User
    • Sary nindramina CENI

    Tsy manova ny fizotran'ny fifidianana ny tsy fahatomombanana

    Mety betsaka tokoa ny azo lazaina momba ny fikarakaran'ny CENI sy ny fitondrana ankehitriny ny fifidianana, fa rehefa zohina dia nipetraka kosa, ankoatran'ny famerana sy fanaraha-maso ny vola nampiasain'ny Kandida, ny fepetra rehetra anarahan'ny rehetra maso ny fifidianana. Aoka samy andray ny andraikitra tandrify azy. Lisim-pifidianana: Nanao antso hatrany ny CENI hijeren'ny tsirairay, ny kandida ny lisitra, rehefa tsy nanao isika dia iza no diso?Eny nisy ireo tsy voasoratra, misy ireo maty, fa tsy mihoatra ny 10% izany, tsy mampiova ny vokam-pifidianana, rahateo nisy 6 millions ny olona voasoratra fa, na nanao vato fotsy, na vato maty, na tsy tonga nifidy. Ireo maty nampifidianana voafetran'ny encre indélébile tsy afaka hifidy imbetsaka. Bulletin unique: Nihidy tao anatin'ny colis sécurisé izy ireny, ary misy numéro isaky ny bulletin, miaraka amin'ny souche, ary voafaritra aiza no nandefasana ireny bulletin ireny, raha misy ny mampisalasala, ka misy hilaza fa nisy bulletin pré-coché, dia azo jerena ny bulletin, ka kikisana ilay mangirana iny, dia hiseho ny numéro de série, ka ho hita raha bulletin avy aty ivelany no nampidirina.
    Lire la suite ...
    • samedi, 17 novembre 2018 09:41
    • Britto
    • Photo Archives Net

    Opinion: Premiers regards sur l'élection du 7 novembre 2018

    Selon les premiers résultats de l'élection présidentielle de sortie de crise, le 7 novembre 2018, les électeurs ont réduit leur choix aux trois anciens Présidents de la République et Chef d'État ; comme s’ils voulaient clarifier le vote qu’ils n’ont pas pu exprimer lors de l’élection de 2013. Cela a provoqué un violent choc émotionnel. Quant à l'Amiral, il s'est visiblement présenté, non pas pour revenir au pouvoir, mais pour saisir l'opportunité de faire passer son message : remettre dans l'ordre tout le système, avant d'organiser l'élection. Les candidats anciens Premiers Ministres, Ministres, cadres supérieurs et dirigeants d'entreprise ont subi les effets de ce besoin de clarification de la part de l’électorat. Désormais, la majorité des électeurs, composé des jeunes et des femmes, vont peser de plus en plus sur les scrutins à venir.
    Lire la suite ...
    • samedi, 17 novembre 2018 09:24
    • Britto
    • Photos fournies

    Sommet de l'Union Africaine: Madagascar représenté par un Président de la République par intérim

    Rivo Rakotovao est à Addis-Abeba pour participer à la 20ème session extraordinaire du Conseil Exécutif et la 11ême Session Extraordinaire de l'Assemblée des Chefs d'États et de Gouvernements de l'Union Africaine (UA) depuis le 14 au 18 Novembre, avec la participation de tous les pays membres de l'Organisation, dont Madagascar. Plusieurs dossiers importants sont au centre des discussions, notamment les réformes institutionnelles de l’organisation, les chantiers relatifs au processus d'intégration régionale comprenant la Zone de libre-échange continentale africaine, ainsi que la promotion de la paix et de la sécurité régionales.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 15 novembre 2018 10:17
    • Super User
    • Gasypatriote

    Fametrahana fitoriana eo anivon'ny HCC

    Ny mpifidy tsirairay dia manan-jo hametraka fitoriana eo anivon'ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana, na ny HCC. Araka ny làlana dia olona voaporofo fa nandeha nifidy irery ihany no afaka mitory, izany hoe concerné ianao izany, eo no ilana ny carte électorale manamarina fa nandeha nifidy marina ianao. Izay tsy tonga nifidy dia very zo, tsy afaka mitory, satria tsy mahakasika anao ny raharaha. Ireo nifidy vato fotsy na vato maty dia afaka mitory, satria tsy misy mahafantatra izay safidinao, ary tonga nifidy ianao. Ny zavatra nitranga tao amin'ny BV nifidiananao ihany ianao no afaka hametraka fitarainana, izany hoe raha nisy zavatra hafa hitanao tany an-toerankafa dia tsy mahakasika ny vato narotsakao iny, dia tsy ho raisin'ny fitsarana. Azonao resahina ihany anefa, satria ny HCC afaka manao auto-saisine, izany hoe na tsy misy mpitory aza ka hitany fa tsy manara-dalàna dia azony atao ny manokatra fanadihadihana sy mandray fanapahan-kevitra momba iny.
    Lire la suite ...
    • lundi, 12 novembre 2018 07:56
    • Britto
    • Photos fournies

    Cérémonie du Centenaire des Troupes Malagasy : Honorer la mémoire

    Dans le cadre de la célébration du Centenaire de l’Armistice de la Grande Guerre de 1914-1918, l’Association CEFMAD, présidée par Christophe GASNOT, a organisé une cérémonie en hommage aux Troupes Malagasy, au Bois de Vincennes, le 10 novembre 2018. A cette occasion, le ministre malagasy des Affaires Etrangères, Eloi Alphonse Maxime Dovo, représentant l’Etat malagasy, et les autorités françaises, dont le Secrétaire d’Etat aux Affaires étrangères et Madame le maire du 12ème Arrondissement de Paris, ont effectué un dépôt de gerbes de fleurs au Jardin d’Agronomie Tropicale où une stèle à la mémoire des Troupes Malagasy enrôlées pendant la première guerre mondiale est érigée. 10% de ces tirailleurs Malagasy, au nombre de 45 863 incorporés dans l’armée française à partir d’octobre 1915, ne sont pas revenus du front et reposent dans les nécropoles de différents pays comme la Grèce, l’Algérie ou la France.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 11 novembre 2018 13:34
    • Tigre

    Nosy be: Avy aiza ny 40 000 voix hitan'ny TGV Nosybe azon'i 13?

    Ireto ny isan'ny mpifidy ao Nosy Be isam-pokontany: AMBATOZAVAVY 516 AMPASIPOHY 182 ANTAFONDRO 215 MAROKINDRO 299 ANDRANOBE 628 DZAMANDZAR AMPASY 1 292 DZAMANDZAR AMPASY 1 236 AMBONDRONA 783 DZAMADZAR USINE 1 461 DZAMADZAR USINE 1 316 AMBATOLOAKA 1 431 DAR-ES-SALAM 4 810 ORANGEA 921 ANTANAMINTARANA 1 478
    Lire la suite ...
    • vendredi, 09 novembre 2018 16:12
    • Tigre

    Mety ho azo eritreretina ve ny 1er tour dé vita?

    Raha raisina ny Kandida 34: - 0,1% x 10 kandida- 0,5% x 15 kandida- 0,7% x 06 kandida- 1% x 02 kandida- 3% x 01 kandida Total 34 kandida = 17,7%Reste 82,3% hifampizaran'i 13 sy 25.
    Lire la suite ...
    • lundi, 05 novembre 2018 14:09
    • Tigre
    • Sary Gasypatriote

    Fifidianana: Farany vao tsy manara-dalàna ireo Kandida hafa

    Ireo Kandida milaza fa vaventy, ary mampiasa vola be, dia hatrany amboalohan'ny fampielezan-kevitra, dia tsy laitran'ny fananarana amin'ny tsy fanarahan-dalàna, ny CENI, ny HCC moa dia tsy nahitam-peo hanitsy na anasazy mihitsy. Efa andro farany, na ora farany amin'ity alatsinainy ity, izay hifaranan'ny fampielezan-kevitra, dia indrisy fa nirona any amin'ny tsy fanarahan-dalàna ihany koa ireo kandida hafa, izay niezaka nanara-dalàna ihany teo aloha, raha ny fametahana afisy. Nefa dia ireo toerana natokana amin'izany, dia babangoana, fa eny amin'ny andrin-jiro sy vatakazo indray no lasa ametahana an'izany. (Jereo Sary Tohiny)  
    Lire la suite ...
    • mardi, 30 octobre 2018 09:35
    • Tigre

    DU GEL DES LISTES ELECTORALES

    REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana —————————— HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE La Loi organique n°2018-008 du 11 mai 2011 relative au régime général des élections et des référendums, s’est inscrite dans le sillage de l’innovation de taille apportée par le code électoral de 2012 en matière de révision de la liste électorale en adoptant le principe du gel de la liste électorale et l’abandon de toute révision spéciale précédant une consultation électorale.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 26 octobre 2018 08:18
    • Britto
    • Sary nomena

    Antenimieram-pirenena: Volavolan-dalana efatra nolanian'ny depiote

    Notanterahina ny alarobioa 24 oktobra 2018 teto amin'ny Lapan'i Tsimbazaza ny fandanian'ireo Solombavambahoaka ireo volavolan-dalana miisa 04 izay mahakasika manokana ny fampindramam-bola an'i Madagasikara. Ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena mpisolo toerana, Harimampianina Andrianarivo, no nitarika ny fivoriana, notronon'ny Filoha Lefitra Helson Brisson Erafa. 1-Volavolan-dalana laharana faha 018/2018 tamin'ny 30 may 2018 mahakasika ny "Banque de l'Afrique Australe pour le Commerce et le Développement". Ahafahantsiaka manamora sy misitraka ny tombotsoa rehetra ao amin'ny COMESA amin'ny maha mpikambana feno antsika Malagasy ao, dia niditra ho isan'ny mpikambana ao amin'ny Banky (TBD) isika. Tombotsoa maro ny ho azontsika satria io Banky io dia afaka manohana tetik'asa, na ho an'ny Fanjakana na mpandrahara tsotra, afaka ihany koa mampindram-bola ho fampandehanana ny fifanakalozana ara-barotra ho an'ny mpandraharaha miakina amin'ny Fanjakana na tsia.
    Lire la suite ...
Page 3 sur 71