Filtrer les éléments par date : mercredi, 01 janvier 2020
mercredi, 01 janvier 2020 14:47

Carlos Ghosn: Tafaporotsaka any Liban

Noho ny raharaha kolikoly sy tsy fandoavan-ketra, dia notazonin'ny fitsarana japoney am-ponja ity Filoha Tale Jeneralin'ny Ranault-Nissan ity, nahazo fanalefahana izy taty aoriana, ka nahazo nivezivezy, fa naraha-maso fotsiny tamin'ny trano fonenana nasiana azy (résidence surveillée), nahazo nivezivezy izy, fa tsy maintsy mipoitra isaky ny telo andro.

Fa akory ny hagagan'ny mpitondra japoney, fa efa any Liban izy ny talata teo no nanao fanambarana fa tsy nandositra izy, fa afaka tamin'ny fanagejana sy ny fitazonana tsy an-drariny.

Publié dans Tselatra