Filtrer les éléments par date : jeudi, 13 juin 2019

L'albinisme est une anomalie génétique et héréditaire qui affecte la pigmentation et se caractérise par un déficit de production de mélanine. Elle fait partie du groupe des photo-génodermatoses, affections génétiques de la peau aggravées par la lumière solaire.

"En Tanzanie, dans ce pays d’Afrique de l’Est, où la sorcellerie est encore largement pratiquée, les croyances prêtent des vertus magiques aux organes d’albinos, recherchés pour fabriquer des philtres censés porter chance en affaires mais aussi en politique, générant un sinistre commerce aux juteux bénéfices.

« Certains candidats croient en la sorcellerie et pensent (que les organes d’albinos) vont les aider à remporter les élections », explique Vicky Ntetema, directrice d’Under The Same Sun, une ONG canadienne qui défend les droits des albinos en Tanzanie.

Publié dans Fil info

Nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-39 taonany i Raharison Mahatombo, lehiben’ny Distrika teto Maroantsetra.

Efa nisy aretina nitaiza izy, izay efa nandehanany nitsaboana tena tao Antananarivo tamin’ny fiandohan’ny volana aprily 2019. Mbola tao ampanarahana fitsaboana izy no voatery niverina taty Maroantsetra noho ny rotaka niseho tamin’ny 6 aprily, vokatry ny fahafatesana mpianatra iray nosamborin’ny Polisy ary notanana tao amin’ny « Violon ».

Niharatsy ny fahasalamany nanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo. Nalefa fiaramanidina hotsaboina tao Antananarivo izy tamin'ny Talata 11 jona teo. Tsy tana anefa ny ainy ny alin’io Talata io, na nanao ny ala nenina rehetra aza ny mpitsabo.

Tamin’ny 7 mey 2018 i Raharison Mahatombo no nandray ny toerana maha Lehiben'ny Distrikan'i Maroantsetra azy.

Namela mananontena sy kamboty telo mirahavavy izy izao nodimandry izao.

 

Publié dans Tselatra
Page 3 sur 3