Filtrer les éléments par date : samedi, 30 mars 2019

Il est temps de sauver le pays, a souligné le Président de la République, et avancer enfin vers le chemin du développement durable. Il a réitéré que le principal objectif est de parvenir à toutes les formes d'indépendance que ce soit l'autosuffisance alimentaire, le développement économique et la renaissance culturelle, qui sont à la base du bien-être social pour tous les foyers malagasy.

Autrefois le point de départ de la lutte pour la libération nationale, Moramanga sera désormais la locomotive et la référence pour tout Madagascar, en termes de projets de développement et d'Émergence économique à partir de cette année même, a lancé Andry Rajoelina.

Publié dans Sociale

En marge de la commémoration des 72 ans de l’insurrection du 29 mars 1947, Andry Rajoelina a déclaré, lors de son bref discours après le dépôt de gerbe au Mausolée, que la lutte continue pour une véritable indépendance pour Madagascar, une indépendance alimentaire, une indépendance économique, une indépendance culturelle.

Le Chef d’Etat a également lancé un appel à tout le peuple Malagasy à se donner la main et travailler ensemble pour réaliser les objectifs du développement.

Publié dans Fil info

Miisa 37 ny toerana hivarotana ny "Vary Mora", mitsinjara amin’ireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra. 1000 Ariary ny kilao, ary kara-pokontany no nambaran’ny fitondrana fa ahazoana io vary io.

Antananarivo-I: Andohatapenaka 1, Andohatapenaka 2, Ankasina, Antetezana Afovoany I, Antohomadinika FAAMI, 67 HA Atsimo, 67 HA Avaratra Andrefana, 67 HA Avaratra Atsinanana;

Antananarivo-II: Ambohidraserika-Mahazoarivo, Ambohipo Cité- Ambohipo Tanàna-Ampahateza-Andohaniato, Andohanimandroseza-Ambohibato-Antanambao, Androndrakely-Saropody-Antonta, Tsiadana;

Publié dans Sociale

Mbola ao am-ponja Antanimora - Antananarivo i Alain Ramaroson. Nahatsiaro ny tolom-panafahana 1947 izy, Nampanatitra fehezam-bonikazo ny 29 mars, teo amin'ny tsangambaton'ny Mahery fo Ambohijatovo ho fanomezam-boninahitra ireo niady, nahafoy ny ainy ho an'ny Tanindrazana.

 

 

Publié dans Tselatra
samedi, 30 mars 2019 12:52

Fandraharahana ny Fonja: Feno 60 taona

Vavaka iraisam-pinoana ao amin'ny EKAR Faravohitra-Antananarivo no hisantarana ny fankalazana amin'ny 2 aprily 2019 izao.

Hisy fahatapahan-dalana mandritra ny tapakandro maraina eny manodidina amin'io fotoana io.

 

Publié dans Tselatra

Hanomboka amin'ny alatsinainy 1 aprily 2019 ny fankalazana. Hisy fahatapahan-dalana amin'iny faritra misy ny Hôtel de Police Tsaralalana iny amin'io andro io, manomboka amin’ny 06ora ka hatramin’ny 08ora maraina, eo amin’ny lalana RADAMA I sy KARIJA.

 

Publié dans Tselatra

Ati-doha amin'ny fakàna an-keriny tera-tany karàna sy Malagasy nanjakazaka nandritra ny fotoana ela teto Madagasikara no lavon'ny Zandary, avy ao amin'ny sampana mpikaroka ny heloka bevava eny Fiadanana ny harivan'ny 27 martsa teo. Jiolahy 10 namany hafa no voasambotra ka efa atao famotorana ka hatolotra tsy ho ela ny fampanoavana. Fitaovana maro be fampiasan'izy ireo amin'izany asa ratsy izany no nogiazana nandritra izany.

Tany Antalaha no voasambotra ity ati-doha iray ity ny 12 martsa 2019 teo, raha teto Antananarivo sy Antsirabe kosa no nahazoana ireo 10 hafa namany.

Publié dans Vaovao

Vavaka iraisam-pinoana notarihin'ny FFKM tao amin'ny EKAR Fo Masin'i Jesoa Andranomasibe I, narahina fanateram-boninkazo teo amin'ny tsangambaton'ny Mahery fo. Nanamarika ny lanonam-pahatsiarovana ny 29 mars 1947 teto Vohémar.

Tsy nahitana bekotra maro holatra kosa niatrika izany 29 Mars izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Hatao io ny Alahady 31 martsa io ny fanamasinana ny Révérend Canon Samuel Hall Speers ho Evekan'ny Diosesy Anglikana eto Mahajanga, izay hotanterahina ao amin'ny Katedraly Anglikana Manga Mahajanga, rehefa lasa nisotro ronono ny teo aloha.

Hitarika ny fotoana amin'izany ny Arsevekan'ny Provansan'ny Ranomasimbe Indiana, Sa Grâce Monseigneur James Wong. Ny Eveka avy amin'ny Diosesy rehetra eto amin'ny Provansa kosa no hanatanteraka ny fanamasinana.

Olo-manankaja maro sivily sy miaramila no andrasana hanome voninahitra ny fotoana hanampy ireo Ry amandreny mpitondra Fiangonana.

 

Publié dans Tselatra

Efa miodina tanteraka ny milina mpamokatra herinaratra namboarina eto Sambava, araka ny fampitam-baovao nataon’ny Jirama. Misy koa milina vaovao mpihary herinaratra azon’i Sambava.

Na izany aza 20% ny famokarana herinaratra no sisa mbola tadiavina vao ho afaka tanteraka ny delestazy eto Sambava.

 

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2