Filtrer les éléments par date : vendredi, 29 mars 2019
vendredi, 29 mars 2019 19:19

Manakara: Naka lesona tamin'ny tantara

Nisy androany teto Manakara ny lanonam-pahatsiarovana ireo nahafoy ny ainy ho an'ny Firenena. Notsaroina ireo izay tsy nikely soroka nitolona ho an'ny fahafahana, ireo no tena taratry ny hambompom-pirenena.

"Manery antsika handray andraikitra izany", hoy i Beboarimisa Ralava ary "manery antsika tsy hanana ahiahy fa hanohy hibanjina ny tombotsoa ambonin'ny Repoblika".

Publié dans Politique

Tonga nametraka fehezam-boninkazo fahatsiarovana ireo Maritiora, mpitolona tamin'ny 29 martsa 1947, ny Kandida ho Solombavambahoaka, Irma Naharimamy, rehefa vita ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana natao tao amin'ny Fiangonana Katolika Notre Dame.

Nisy fiaraha-misakafo niaraka tamin'ireo Bekotro maro holatra tao amin'ny Trano Kintana taorian'izay.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Politique

Nilomano tao amin'ny farihin'Andraikiba niaraka tamin'ny namany ity tovolahy, 22 taona ity. Gaga ilay namany fa toa miha-milentika sady mankany afovoan-drano ity tovolahy.

Nisintona azy hiverina ilay namany fa tsy nahomby, niantso vonjy tamin'ny mpitsangatsangana teny an-tanety, nefa tsy niraika ny olona, nihevitra fa misangisangy ny ao anaty rano, ny sasany nilaza ho tsy mahay rano. Maty an-drano tao ilay zazalahy.

Hitsangatsangana no nialany ny tokantranony saingy dia fahafatesana no hita.

Nampandrenesin'ireo mahalala ilay tovolahy ny fianakaviany.

 

Publié dans Tselatra

On se remémore les 72 ans des « événements de 1947 ». Les témoins vivants sont de moins en moins nombreux après ces 7 décennies. Beaucoup de Malagasy n’arrivent pas à comprendre ce qui s’est réellement déroulé, voire combien y-a-t-il eu de victimes ?

DOULEURS :

29 mars 1947 a été un tournant dans l’histoire nationale de notre pays. Des patriotes déjà connus comme le Dr. Joseph Ravoahangy Andrianavalona, Dr. Joseph Raseta, Jacques Rabemananjara, Raherivelo Ramamonjy,… ont fondé le parti MDRM (Mouvement Démocratique pour la Rénovation de Madagascar), afin de demander l’abrogation de la loi d’annexion de septembre 1896, et réclame le retour à l’indépendance.

C’est-à-dire un Etat souverain avec son armée et ses finances au sein de l’Union française, cette réclamation entre bien dans le cadre du discours de Brazzaville fait par le gal De Gaulle 3 ans auparavant.

Publié dans Editorial

Hankalaza ny andron'ny Zandarimariam-pirenena ireo miaramila eo anivon'izany vondron-kery lehibe izany ny 02 aprily 2019 izao, ka ao amin'ny Tranombokim-pirenena Ampefiloha no hanatontosana izany.

"Zandarimaria madio, matihanina, mahavita ny andraikiny, afaka miaro ny andrim-panjakana, ny olona ary ny fananana", no lohahevitry ny fankalazana amin’ity.

Hisy tranoheva ao amin'ny "efitrano DOX" izay hampiratiana ny mikasika ny tantaran'ny Zandarimariam-pirenena sy ireo asa aman'andraikiny ankehitriny, izay hitohy hatramin'ny faha 04 aprily. Hisy koa ny dinika arahana adihevitra izay hiresahana mikasika ny lohahevitry ny fankalazana.

Publié dans Vaovao

Andro ahatsiarovana ireo raiamandrenitsika namoy ny ainy noho ny fanavontana an’i Madagasikara teo ambany vahohon’ireo mpanjanaka ity andron’ny 29 martsa ity, hoy Ramparany Anthelme ka « tsy ho avelantsika ho raraka antany izany, koa hijoro hatrany isika hanohy izany ezaka fitiavantanindrazana izany satria ny tena tia, dia izay mahafoy ny ainy».

Nanao velirano ity zanak’ambanivolo, kandida solombavambahoaka eto Mananjary ity, nilaza fa « hotolorantsika ny voninahitra mendrika azy ireo bekotro maro holatra izay akanga sisa nanamborana, ary hoporofointsika amin’ny asa fampandrosoana ny fitiavantsika an’i Madagasikara, satria Masina loatra i Madagasikara, indrindra fa i Mananjary ».

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Politique

Tontosaina izao maraina izao ao amin'ny fiangonana Katolika Notre Dame, ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana, ahatsiarovana ny tolom-panafahana sy ireo namoy ny ainy, ary nana-takaitra tamin'ny 29 mars 1947.

Tonga maro ireo taranaka mpitolona, ireo sivily sy miaramila, teto Toamasina sy ny manodidina.

Niaraka niombom-bavaka tamin'izany ihany koa ny kandida ho solombavambahoaka eto Toamasina I, Irmah Naharimamy sy ireo mpiara-dia aminy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Politique

47.3 % des enfants malagasy de moins de 5 ans souffrent de malnutrition chronique, et 51.2 % des enfants de moins de 5 ans sont anémiques, et seulement 42.7% ont reçu des suppléments de vitamine A.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 29 mars 2019 09:39

29 mars 2019

Fahatsiarovana ny tsingerintaona faha-72 ny tolom-panafahana 1947
Rakitra sy tadidy mitantara ny zava-nitranga. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Avis n°05-HCC/AV du 28 mars 2019 relatif à une demande d’avis du Président de la République sur le rapport entre l’utilisation par un groupement politique d’un slogan aux élections législatives et la violation des dispositions de l’article 49 de la Constitution.

la Haute Cour Constitutionnelle

émet l’avis que :

Article premier.- L’utilisation de la dénomination « Isika Rehetra Miaraka amin’i Andry Rajoelina » ne constitue pas une violation des dispositions de l’article 49 de la Constitution.

Article 2.- L’utilisation de la dénomination « Isika Rehetra Miaraka amin’i Andry Rajoelina » ne constitue pas un motif pour invalider l’élection des candidats aux législatives investis par un groupement politique ayant fait l’usage de cette dénomination.

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2