Filtrer les éléments par date : mercredi, 20 mars 2019

Feno ny fepetra. Nohamafisin’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI ny maha kandida an’i MASY Goulamaly amin’ny fifidianana solombavambahoaka hotanterahina amin’ny 27 mey 2019 ato amin’ny Distrikan’i Tsihombe, Faritra Androy.

Kandida miisa enina no hifaninana amin’ny toerana iray ato Tsihombe. Ny tsy miankina « INDEPENDANT MASY Goulamaly Marie Jeanne D'arc » no irotsahan’i MASY Goulamaly sy iatrehany ity hazakazaka mankeny Tsimbazaza ity.

Feno fahavononana tanteraka i MASY Goulamaly amin’ny fanohizana ny asa maha solombavambahoaka hiady ny tombontsoan’ny vahoakan’i Tsihombe, na ara-sosialy izany na ny ara-toekarena amin’ny fanorenana ireo foto-drafitrasa maro fanohanana ny tanora, fa indrindra ny tantsaha izay maro an’isa aty Tsihombe.

Publié dans Politique

Ara-dalàna ! Kandida tsy miankina nahafeno ny fepetra firotsahan-kofidiana ety Atsimondrano i Randriarimalala Harijaona na Jaona Elite anarana ahafantaran’ny maro azy.

Iraika ambin’ny folo (11) ny lisitra mifaninana ety Atsimondrano raha toa ka roa (02) ny toeran’ny solombavambahoaka ifaninanana.

Jaona Elite no mitarika ny lisitra « INDEPENDANT RANDRIARIMALALA Harijaona » irotsahany, miaraka amin-dRanaivojaona Maminiaina Martin Marie Francia. Mpisolotoerana kosa Randrianasolo Jean Rémi sy Ranaivoarisoa Henri Daniel.

Publié dans Politique
mercredi, 20 mars 2019 18:53

Antalaha : Le bureau de la Jirama en feu

Les documents, les factures et materiels reduits en cendre.

Publié dans A la Une

CENI - Liste des candidats députation Province Antananarivo

LISTE DES CANDIDATS VALIDES AUX ELECTIONS LEGISLATIVES DU 27 MAI 2019 - CENI

Province Antananarivo

 

Publié dans Fil info
mercredi, 20 mars 2019 11:31

PGE et continuité de l’Etat

Après la réception très médiatisée des 16 500 tonnes de riz à écouler à bas prix (vary mora), le président de la République Andry Nirina Rajoelina a dévoilé une partie de ses projets concernant le grand port de l’est, plus particulièrement de son aménagement. Extension des voies d‘accès présentée comme une « Mini-autoroute », reliant le port autonome à la RN2, figure parmi ses projets.

Certains observateurs néanmoins font savoir quelques remarques et ce, malgré les talents des communicateurs de la présidence. D’abord cette histoire d‘autoroute ne figure nullement dans la Politique Générale de l’Etat (PGE) avec sa présentation des grandes lignes.

Il a été écrit : « j’ai promis à nos concitoyens de rattraper le retard de développement de ces 58 dernières années. Le document de Politique Générale de l’Etat que je vous confie, nous donne les directives et les trajectoires pour l’atteinte des objectifs de l’émergence afin de bâtir une nation forte, prospère et solidaire pour la fierté et le bien-être des Malagasy. Les Velirano traduisent les axes prioritaires et les résultats attendus par la population et devront être mis en application dans les meilleurs délais ».

Publié dans Editorial

Kandida solombavambahoaka ao Antananarivo faha-III i Pr Ange Andrianarisoa. Mitarika ny lisitry ny antoko Andry sy Rihana Enti-manavotra an'i Madagasikara (AREMA) izy. Izy rahateo dia Sekretera nasionaly lefitry ny AREMA miandraikitra ny faritanin’Antananarivo.

Efa solombavambahoaka voafidy teto Antananarivo i Pr Ange Andrianarisoa. Efa filohan’ny Antenimieram-pirenena izy, nandimby toerana an’i Richard Andriamanjato tamin’ny jolay 1998.

Publié dans Politique

Tsy faly izy ireo tamin’ny namohan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antalana, omaly talata, noho ny fisalasalana, ilay lehiben’ny Fokontany izay voampanga ho niray tsikombakomba tamin'ny mpangalatra lavanila.

Nanao fivoriam-pokonolona ny mponina omaly maraina ka nisintona lakolosy ho fanairana ny fitondram-panjakana mba handray andraikitra fa mijaly ny tantsaha, tsy matory nefa toa ny mpangalatra sy ny mpiray tsikombakomba aminy indray no miaina ampilaminana.

Ireo avy amin ny vondron’ny mpandraharaha lavanila na ny GPAS (Groupement des Préparateurs-Acheteurs de vanille SAVA) izay nandany vola amina miliara tamin’ny taon-dasa ho fiarovana ity seha-pihariana ity dia efa nanasa tanana fa tsy hanao izany intsony amin’ity taona ity, fa natsipin’izy ireo any amin’ny fitondram-panjakana madiodio, nefa amin’izao efa misy tantsaha tsy manana lavanila intsony any an-tsaha fa norobain’ny mpangalatra avokoa.

Momba ny fangatahan’ireo mpamboly mba hampitsaharana ny fivezivezen’ny lavanila masaka kosa dia nanazava ny avy amin’ny sampandraharahan’ny varotra sy ny fanjifana fa any amin’ny farany volana Aprily 2019 vao tapitra izany.

 

 

Publié dans Vaovao

Miisa sivy ireo kandida nahafeno fepetra ao amin’ny firaketan’ny CENI hifaninana amin’ny fifidianana solombavambahoaka aty amin’ny Distrikan’Antanifotsy, Faritra Vaninankatra ka anisan’izany i Rafidimanantsoa Narson na Coco araka ny ahafantaran’ny maro azy. Natolotry ny fikambanana « Ray Dia » izy.

Minisitra teo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika nisahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena, ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana i Rafidimanantsoa Narson. Efa nifandimby notantaniny talohan’io ihany koa ny ministeran’ny varotra, sy ny ministeran’ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina.

Publié dans Politique
mercredi, 20 mars 2019 10:14

20 mars: Francophonie

Journée Internationale de la francophonie.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 20 mars 2019 10:05

20 mars: Santé bucco-dentaire

Journée Mondiale de la santé bucco-dentaire.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2