Filtrer les éléments par date : vendredi, 15 mars 2019

Raha tsy misy fiovana amin'ny ora farany dia vinavinaina ho tonga ny sabotsy tolakandro izao eo anivon'ny seranan-tsambon'i Toamasina ny sambo hitondra ilay vary moran'ny fanjakana malagasy.

Miankina amin'ny toetr'andro anefa izany satria mety ho tonga misandratr'andro ilay sambo na mety ho tara hariva na alina ihany koa.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 15 mars 2019 09:43

15 mars

Journée internationale de lutte contre les violences policières.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 15 mars 2019 09:42

15 mars

Journée Internationale des droits des consommateurs.

 

Publié dans Fil info

Taorian'ny fanantonana sy antso amin'ny raharam-pihavanana rehetra natao, nefa tsy nahazoam-baliny, dia nametraka fitoriana teo anivon'ny fitsarana ny Solombavambahoaka teo aloha Laisoa Jean-Pierre dit Jaovato, nitakiany ny fiara 4x4 tsy laitram-bala, nampindraminy an'i Hery Rajaonarimampianina, kandida ho filoham-pirenena tamin'ny taona 2013, ka rehefa lany filoha izy, dia tsy naveriny izany fiara izany, no mbola ny tompon'ny fiara, Jaovato hatrany no niantoka ny fikojakojana momba ny fiara, na dia niasa tamin'ny maha filoham-pirenena azy aza ny mpindrana ny fiara.

Publié dans A la Une
Page 2 sur 2