Filtrer les éléments par date : mercredi, 04 décembre 2019
mercredi, 04 décembre 2019 17:05

Mantasoa: Mpianaka maty an-drano

Nitaingin-dakana, niampita ny farihin’i Mantasoa niaraka tamin’ny moto izy mianaka omaly maraina, no tra-doza teny afovoan-drano. Nivadika ny lakana. Nifanome tanana nikaroka ny Fokonolona sy ny tompon'andraikitra tany an-toerana niaraka tamin'ny orinasa Acipenser, mpamokatra « caviar ». Nahetsika ireo « plongeurs », nampiasaina ny lakana haingam-pandeha.

Hita omaly tokony ho mitatao vovonana ny lakana sy ny moto nentin’izy mianaka. Omaly, efa nilenti-masoandro no hita ny rainy, saingy efa tsy nisy aina intsony. Ny marain’ity alarobia 4 desambra no hita ny zanany.

 

Publié dans Vaovao
Page 2 sur 2