Filtrer les éléments par date : mardi, 08 janvier 2019

Ambohidahy: Fifampiharabana teo ampahatongavana

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Le ministre de l'intérieur et de la décentralisation a émis une Interdiction de sortie du territoire à l'encontre de:

- Rajaonah Mbola Joseph
- Rahajason Harry Laurent
- Razara Pierre Ravolaza Fidèle
- Ernaivo Fanirisoa

Publié dans Fil info

Araka ny Didim-pitsarana tsy azo ivalozana navoakan'ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, androany talata 08 janoary 2019, dia lany ho Filoham-pirenena vaovao ny Repoblika Malagasy Andriamatoa Andry Nirina Rajoelina.

Amin'ny maha tany tan-dalàna sy ny maha demokraty ny Antoko "Vitantsika io" dia manaja tanteraka izany Didim-pitsarana izany.

Miarahaba ary mirary soa ny Filoha vaovao, ahaleo halasana, ahavita ireo vina rehetra izay nifidianan'ny mpifidy maro an'isa azy.

Manentana ny Malagasy rehetra hifanome tanana hisian'ny Firaisankina sy ny Fihavanana eto amin'ity Nosy iaraha-manana ity.

Mirary soa
Patrick Raharimanana

Filohan'ny Antoko "Vitantsika io"

Publié dans Editorial

Inscrit 9 913 599
Votant 4 767 887
Blanc et nul 120 102
Suffrages Exprimés 4 647 785
Taux 48.09%
Andry Rajoelina 2 586 938 soit 55.66%
Marc Ravalomanana 2 060 847 soit 44.34%

Andry Nirina Rajoelina lany Filohan'ny Repoblika Malagasy.

Publié dans Tselatra

Tsy ela dia hiroso amin'ny Didy tsy azo ivalozana.

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Lavina ny fitorian'i Andry Rajoelina tao amin'ny EPP Antanimena noho ny tsy fisian'ny porofo azo amaharana.

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Lavina ny fitorian'i Ravalomanana momba ny fitoriana momba ny fividianana vato satria tsy misy fototra sy porofo azo hifaharana.

Publié dans Tselatra
mardi, 08 janvier 2019 16:05

Lavina ny fitorian'i Ravalomanana

Lavina ny fitorian'i Ravalomanana rehefa nojerena ny procédure jurisprudence tany France.

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Mitanisa ireo fitoriana voaray, maro ireo tsy nekena noho ny pitsopitsony tsy narahina

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra
mardi, 08 janvier 2019 15:57

Niverina ny TVM

Niverina ny TVM

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 3