Filtrer les éléments par date : samedi, 05 janvier 2019

Hita sy re zao alina zao fa mikapoka vy eo amin'ny podium ireo Emmo marobe. Feno andreo rahateo ny toerana, ka tsy hay mazava ny ataondreo, mandrava ny podium ve sa inona, tsy mahazo alaina sary rahateo.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Mirarakopana ny grenady lakirimozenina ety amin'ny kianjan'ny 13 mey manaparitaka ireo mpitaky ny fahamarinan'ny fifidianana.

 

 

Publié dans Tselatra