Filtrer les éléments par date : vendredi, 25 janvier 2019

Nanantontosa fambolen-kazo ny Zandary sy ny Miaramila ny marainan’ity zoma 25 janoary ity.

Fambolen-kazo efa fanao isan-taona izy ity, ho fiarovana ny tontolo iainana no sady koa ilain’ny miaramila ihany koa ny hazo noho ny fampiasan’izy ireo ny kitay sy ny fanavaozana ny fanaka amin’ny alalan’ireo hazo ireo ihany.

Ny Vondron-tobin’ny Zandary sy ny Sekolin’ny manamboninahitra lefitra ENSOA, ary ny teo anivon’ny Akademia Miaramila no nifandrimbona tamin’ny voly hazo, niampy ireo mpiasa sivily eo anivon’ny Akademia Miaramila.

Publié dans Sociale

Ezaky ny Kaominina madiodio no nahazoana izany noho ny fahatsapan’ny Ben’ny Tanàna, Rasolofondramaria Réné Arnaud fa ilaina izany.

Efa nahazo hopitaly moa ity renivohitry ny Distrikan’Antsirabe II kanefa dia fijaliana ho an’ny mponina manodidina ny fanatonana izany raha sendra misy ny hamehana.

Nambaran’ny Ben’ny Tanàna moa fa 10.000 Ariary monja no hakan’ny mponina ity fiara ity raha misy ny tranga miseho fa dia ny Kaominina no misahana ny solika sy ny fikojakojana ilay fitaovana.

Publié dans Vaovao

Nivoaka tao anatin’ny fahanginany momba ilay raharaha rongony mahery vaika tratra tao anatin’ny sambo MSC Lucia, miantsona ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ireo tompon’andraikitra misahana ny fanadihadiana, ahitana ny Ladoany, ny Zandary sy ny Polisy miasa eo anivon’ny seranana, ary ny “Capitainerie” ny seranan-tsambon’i Toamasina, misahana ny fampidirana sy famoahana ireo sambo tonga sy hiala eto Toamasina.

Telo fonosana ireto rongony mahery vaika tratra tao anaty fonosana matevina ireto, ka milanja 03kgs sy 138g izany raha ialan’ireto fonosanana nanafenana azy.

Tombanana ho 600 tapitrisa Ariary ny vidiny.

Teo amin’ny “pont” ny sambo sy tamina “palette” misy entana alefa any Maurice, ary tany anaty lakalin'ny sambo no nahitana azy ireo nandritra ny fisavana.

Publié dans Vaovao
vendredi, 25 janvier 2019 17:08

GOUVERNEMENT

Décret portant convocation du Parlement en session extraordinaire 

Projet de loi déléguant le pouvoir de légiférer au Président de la République.

MINISTERE DE L’INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

Projet de loi modifiant certaines dispositions de la Loi organique n°2018-008 du 11 mai 2018 relative au régime général des élections et des référendums et celles de la Loi organique n° 2018 - 010 du 11 mai 2018 relative à l’élection des Députés à l’Assemblée nationale

Publié dans Fil info

Hita ny marainan’ny androany zoma 25 janoary ireo razana roa sisa nokarohina, tototry ny tany tetsy amin’ny fokontany Tsimialonjafy, Boriboritany faha-4. Na izany aza, mbola mitohy kosa ny asa fanalana ireo ranontany ataon’ny sampana mpamonjy voinan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

« Tolorana fisaorana ireo rehetra nifanome tanana nandritra ny vonjy voina », hoy ny lehiben’ny mpamonjy voina etsy Tsaralalana, Kolonely Ramanoara Francky.

Manentana hatrany ny tsirairay ho mailo mandrakariva ity farany ary hiala ny toerana ahiana mety mbola hisian’ny fihotsahana tany, misokatra amin’ny rehetra ihany koa ny laharana maitso 118, an’ny mpamonjy voina eto Antananarivo rehefa misy tranga mampiahiahy, antso maimaimpoana ny antso amin’io N°118 io.

Publié dans Tselatra

Les ministres Richard Randriamandrato (Economie et des Finances), Fidinarivo Ravokatra (Mines et des Ressources Stratégiques), Professeure Madeleine Félicitée Rejo-Fienena (Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique), Christian Ramarolahy (Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique) et Lalatiana Andriatongarivo Rakotondrazafy (Communication et de la Culture) étaient membres du cabinet du premier ministre Ntsay Christian avant leur nomination par le président de la République Andry Rajoelina.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 25 janvier 2019 16:49

2nd gouvernement Ntsay: Une équipe en rodage

Presqu’une semaine après la prestation de serment du nouveau président de la République Andry Rajoelina, son premier ministre (PM) Christian Ntsay a formé son 2nd gouvernement, le premier pour le Chef de l’Etat élu.

Même si un grand nombre sont nouveau à occuper des fauteuils ministériels, on peut dire qu’ils sont plus ou moins connus du gotha tananarivien, à cause de leur expertise dans leur domaine respectif.

Disons clairement qu’il est difficile de donner un pronostic, dans ce cas de figure, le terme anglo-saxon « Wait and see » (attendre et voir) mérite bien son sens.

Publié dans Editorial

Voatendry ho Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena eo anivon’ny ministeran’ny fiarovam-pirenena ao amin’ny governemanta Ntsay Louis Christian ny Général de Division Richard Ravalomanana.

Izy no faha-8 misahana io andraikitra io, taorian’ny Général de Division Guy Andriamanantsoa (1996) ; Général de corps d’Armée Jean Paul Bory (1998) ; ny Général de Division Claude Ravelomanana (2009) ; ny Général de Division Randrianazary (2010) ; Général de corps d’Armée Didier Gérard Paza (2014) ; ny Général de Division Girard Randriamahavalisoa (2017) ary ny Général de Division Jean Christophe Randriamanarina (2018).

 

 

Publié dans Tselatra

Tonga nitsidika sy nampahery ireo Malagasy niharam-boina noho ny fihotsohan'ny tany tetsy Tsimialonjafy ny alin’ny sabotsy 19 janoary teo ny Filoha teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, sy ny mpiara-miasa aminy ary ny antoko HVM, izay notarihan’i Mohamed Haloa Rachidy, sekretera jeneraly nasionalin’ny antoko ny maraina teo

"Mahereza hatrany ary mijoroa amin'ny finoana mandrakariva", hoy izy.

Nanolotra fanampiana ho an’ireto mpiray tanindrazana ireto ny tenany ary nampanantena fa handefa dokotera manokana "psychologue" hanampy amin'ny fanohanana ara-tsaina ireto niharam-boina ireto ihany koa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Andriambalo Lala Ratompoalizo nommée Directeur du Protocole d’Etat auprès de la Présidence

Ramaholimasy Holder, nommé Directeur Général de la Présidence en charge des Affaires Politiques

Andriamanananoro Augustin nommé Directeur Général de la Présidence en charge des Projets

Sahondrarimalalala Marie Michelle nommée Directeur des Etudes Juridiques de la Présidence

Raharinosy Jimmy nommé Directeur des Système d'Information.

 

Publié dans Politique
Page 1 sur 2