Filtrer les éléments par date : lundi, 21 janvier 2019

Androany tamin’ny iray ora maraina no nanaitra ny mponina tamin’ny torimasony teto amin’ny secteur Mangarivotra, Fokontany Ambodisatrana I, ny fidiran'ny rano tao an-trano.

Faritra maro eto Sambava amin’ireo faritra iva dia saika toy izao avokoa noho ny tsy fahampian’ireo lakandrano.

Ary izay mba misy kely dia tsentsina, tsy misy fanadiovana nefa ao anatin’ny fotoam-pahavaratra isika amin’izao.

Ankoatra izay dia mitombo isa ihany koa ireo faritra totofan'ny mpanambola tany ka lasa mivarina amin’ny faritra iva izay misy ny vahoaka madinika ny rano.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
lundi, 21 janvier 2019 20:48

Mahajanga: Sady tsy jiro no tsy rano

Raha ny fampahafantarana nataon'ny tompon'andraikitra eo anivon'ny Jirama eto Mahajanga dia "Tapaka ny famatsiana rano amin'ny faritra maro eto Mahajanga amin'izao satria misy olana ny tambazotra herinaratra "Moyenne Tension" mampihodina ny paompy mampakatra rano avy ao Mahavelona. Efa eo ampanamboarana izany ny teknisianina".

Tombanana ho vokatry ny andro ratsy entin'ilay rivodoza ao amin'ny lakandranon'i Mozambika no nahatonga izao fahatapahan-jiro sy rano izao.

Vokatr'izay orana sy andro ratsy izay dia nisy
mpanjono telo lahy dobo an-drano fa avotra soamantsara.

 

Publié dans Tselatra

Ambilobe: RN6 coupée au niveau de Marivorahona à cause de l'inondation

Publié dans Fil info

Ny orana nijojo hatry ny omaly alahady 20 janoary izay nampiakatra ny rano no nitarika ny fahatapahana eo Marivorahona - Ambilobe.

 

Publié dans Tselatra

Iavoloha: Nommé Secrétaire général de la Présidence (SGP), Valéry Ramonjavelo

Publié dans Fil info

Iavoloha: Voatendry ho Praiminisitra andriamatoa Ntsay Christian

 

Publié dans A la Une

Iavoloha: Voatendry ho Talen'ny Kabinetra sivilin'ny fiadidiana ny Repoblika ramatoa Stephanie Delmotte.

 

Publié dans Tselatra

Iavoloha: Nommé Secrétaire Général Présidence Adjoint (SGPA), Dina Andriamaholy

Publié dans Fil info

Iavoloha: Nommée Directeur de Cabinet civil présidence, madame Stephanie Delmotte

Publié dans Fil info

Iavoloha: Ntsay Christian nommé Premier Ministre

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2