Filtrer les éléments par date : mardi, 25 septembre 2018

Tovolahy roalahy indray no niara-maty an-drano tao Andraikiba ny alatsinainy 24 septambra 2018 lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro tany ho any.

Antoko mpihira avy any Ankaraobato any no niarahan’izy ireo, ary nitsangatsangana no natao tany Andraikiba tamin’izany.

Raha ny fanazavana teny an-toerana dia niara-naka sary ireto tovolahy ireto, niaraka tamin’ireo namany hafa ihany koa, saingy izy roalahy moa no niarakaraka tamin’izany ka asa izay nahazo ilay iray fa latsaka tany anatin’ny farihin’Andraikiba. Taitra ilay ka namonjy azy saingy lasan’ny rano ihany koa ary nifamonjen’ny rehetra indray izy roalahy.

Publié dans Tselatra

Le Président de la République par intérim, Rivo Rakotovao, et son épouse, sont arrivés à New York hier 24 septembre 2018, pour participer à la 73ème Assemblée Générale des Nations Unies. Ils ont été accueillis, notamment, par le Représentant Permanent de Madagascar aux Nations Unies, Harisoa Razafitrimo, et l’Ambassadeur de Madagascar aux Etats-Unis, Eric Robson, le Ministre des affaires étrangères, Dovo Eloi Maxime, et son homologue de la santé publique, Rantomalala Harinirina Yoël.

«Rendre les Nations Unies pertinentes pour les peuples: leadership mondial et responsabilités partagées pour les sociétés pacifiques, équitables et durables » : c’est le thème de la 73ème Assemblée Générale des Nations Unies.

Publié dans Politique