Filtrer les éléments par date : lundi, 25 juin 2018

Les habitants de la Commune rurale d'Ampanefy, à 5 Km de la capitale, dans le District d’Antananarivo Atsimondrano, ont reçu aujourd'hui, 25 juin 2018, plusieurs infrastructures, en l’occurrence 3 kms de route pavée, les nouveaux bâtiments du lycée d'enseignement général, ainsi que des écoles primaires publiques d’Ambohitsoa, d'Ambohidronono, et enfin le nouveau bâtiment de la Commune d'Ampanefy.

La construction des 3 kms de route en pavé a été financée par les ristournes de la Commune rurale d'Ampanefy. Quant au lycée d'enseignement général d’Ampanefy, il a été doté de 4 nouvelles salles pour les classes de seconde et de première, évitant ainsi aux élèves de ne plus à se rendre à Andoharanofotsy, ou dans d’autres localités, afin de poursuivre leurs études après le BEPC.

Publié dans Sociale

Taorian’ny fotoam-bavaka ho an’ny firenena sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nokarakarain’ny vondrom-bavaka tarihin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana ary niraisan’ny Boriboritany enina eto Antananarivo Renivohitra, nototosaina androany 25 jona tolankandro tao amin’ny Tranompokonolona Isotry-Antananarivo no nisian’ny fizarana Baiboly sy vary 5 kilao avy isaky ny olona ho mariky ny fiaraha-mifety.

Nirary soa ho an’ny rehetra ihany koa ny Ben’ny Tanàna amin’izao akatoky ny fetim-pirenena izao.

(Jereo sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Tsy afaka nanao "retraite aux flambeaux" na arendrina ny eto Toamasina tampon-tanàna fa avy be ny orana. Miankina amin'ny fitsahatry ny orana ny fanapoahana afomanga.

Eto an-toerana hiara-hankalaza ny fetim-pirenena ny minisitry ny mponina Irma Naharimany.

 

Publié dans Tselatra

Trano iray misy rihana roa eo Antaimby Avaratra no nirehitra tampoka androany alatsinainy 25 jona 2018, tokony ho tamin’ny 11ora atoandro teto.

Raha ny filazan’ny tompontrano dia niainga avy ao anaty valindrihana (plafond) ny afo. Tombanana ho avy amin’ny akosona herinaratra (court-circuit) izany, saingy ny fanadihadiana no ahalalana ny tena fototry ny afo.

Tsy mbola fantatra ny tombam-bidin’ireo entana main’ny afo, nanampy trotraka ny fahavoazana ny tsy fananan’ny renivohi-paritra SAVA fiara mpamonjy voina ka voatery ireo andian-tanora ihany no niara-nisalahy namono ny afo ka nafehezana izany tao anatin’ny adiny iray.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Vaovao
lundi, 25 juin 2018 18:09

Ambohimalaza: Le CEG fait peau neuve

Le collège d’enseignement général (CEG) d’Ambohimalaza, District d'Antananarivo Avaradrano vient d’être doté d’un nouveau bâtiment de 4 salles, d’installations sanitaires, et les deux salles de l’ancien bâtiment ont été rénovées. Ces réalisations, à l’actif d’un partenariat avec le Groupe Viséo ont été inaugurées dans la matinée de ce 25 juin 2018, par le Chef de l’Etat.

Le dirigeant de Viseo, Mustafa Hiridjee, récemment victime de kidnapping, a souligné la disponibilité de son groupe pour Madagascar. «Même si je suis Karana, je suis malagasy. Et nous tenons à apporter notre contribution pour le pays dans plusieurs domaines de développement, dont l’Education».

Publié dans Sociale

Nodimandry ny alin’ny alahady 24 jona 2018 i Rasoloharson, Ben’ny Tanànan’i Vohitsara, 5km miala an’i Tanambe, Distrikan’Amparafaravola, Faritra Alaotra Mangoro.

Vao avy namonjy fivoriana tao Antananarivo izy, ary mbola nisy nahita azy niandry taxi-brousse teo Ambohimahitsy-Antananarivo hiazo an’Alaotra ny sabotsy 23 jona 2018.

Mbola niresaka tamin-dramatoa vadiny ihany koa izy io alin’ny alahady io no voalaza fa nitambotsotra tampoka, tsy nahatsiaro saina ary nitarika amin’izao fahafatesany izao.

Fijanonan’ny fo tampoka no tombanana ho nahazo azy.

 

Publié dans Tselatra

Nahemotra ho amin’ny 5ora hariva raha noheverina hatomboka tamin’ny 9ora marainan'ity alatsinainy 25 jona 2018 ity ny fihaonan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Nirina Rajoelina amin’ny vahoaka eto Antsohihy, hampahafantarany sy hanazavany ny IEM (Initiative pour l’Emergence de Madagascar).

Teo amin’ny kianja monisipaly no toerana efa voatondro tokony hanaovana ny famorian’olona dia nafindra eto amin’ny Kianjan’ny Travaux indray.

Nanafana ny fotoana ny tarika Tsiliva.

 

 

Publié dans Tselatra

Natolotra ny faran’ny herinandro teo ny loka mahakasika ny fifaninanana teny filamatra sy sary famantarana mahakasika ny fikajiana ny tontolo iainana, izay nampanaovin’ny Durell sy ny vovonana Alaotra Rano Soa.

Lelavola 100.000Ar ho an'ny teny filamatra ary 300.000 Ar ho an'ny sary famantarana no loka natolotra. Lany ho teny filamatra amin'izany ny hoe: “Alaotra, rano sy zetra, kajio tse! aina no fetra !”.

Publié dans Vaovao

Nahatsiaro ireo ankizy marefo ara-pivelomana ny fikambanana mpanao asa soa Rotary Club Lac Alaotra. Ankizy avy ao amin'ny Fokontany Ambohimasina sy Antanifotsy, ahitana fianakaviana tena sahirana ara-pivelomana maro indrindra no nomena arendrina, ka 300 teo izy ireo no nisitraka izany, hoy ny filohan'ny Rotary Club Lac Alaotra, Dr Razafindramanana Rija.

 

 

Publié dans Tselatra

Mitety trano ny filohan’ny Fokontany eto Andilamena tampon-tanàna, mizara arendrina taratasy ho an’ny ankizy, ho fanamarihana izao fetim-pirenena izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2