Filtrer les éléments par date : lundi, 11 juin 2018
lundi, 11 juin 2018 23:23

Singapour: Rencontre Trump et Kim

Les 2 présidents, américain Donald Trump et nord coréen Kim Jong-Un vont se rencontrer à Singapour ce mardi 12 juin 2018.

La dénucléarisation de la Corée du nord est dans le menu.

Kim Jong-Un, déjà sur place, a fait une virée nocturne ce soir dans la rue singapourienne avec une énorme mesure de sécurité.

 

Publié dans Fil info

Le PDG de l'Océan Trade Moustafa Hiridjee vient d'être kidnappé à Tsarasaotra Soavimasoandro ce lundi 11 juin 2018 vers 17h. Il est également le PDG de VISEO.

 

 

Publié dans A la Une

Le premier ministre de consensus Ntsay Christian multiplie les (dernières) consultations en vue de la constitution du nouveau gouvernement.

Il a reçu tour à tour Henry Rabary Njaka, Rasoazananera Monique, Maharante Jean De Dieu, Lantoniaina Rasoloelison, Ralava Beboarimisa, Andriambololona Vonintsalama, tous des ministres du gouvernement sortant de Solonandrasana Mahafaly Olivier.

Le vice-président du HVM Horace Gatien, Erick Michel (l’actuel Directeur général de la Police Nationale) et la Magistrate judiciaire Armisa, ancienne Directrice des études et Formation de l’ENMG et ancien membre de la Cour Electorale Spéciale sont aussi aperçus à Mahazoarivo cet après-midi.

Naharimamy Irmah et Augustin Andriamananoro sont ministrables également selon notre source.

 

 

Publié dans Fil info

50% n'ny mponina eto Madagasikara dia latsaky ny 18 taona avokoa.

75% dia latsaky ny 50 taona.

Tanora tokoa izany ny mponina eto Madagasikara.

Ka rariny raha ahompana betsaka amin'ny tanora ny fampandrosoana ny Firenena.

Efa noresahina teto ny fampianarana, ny fahasalamana, ny asa izay omena ny tanora rehetra.
Tsy maintsy mianatra ny zaza rehetra manomboka ny 3-16 taona, ary miasa daholo kosa ny 16-50 taona.
Hiantohana avokoa ny fianarana, ny bourse, ny trano honenana, ny fahasalamana, ny asa, cantine scolaire, transport scolaire.

Publié dans Editorial

Nipoaka indray ny korontana ny maraina teo teny amin'ny Voirie municipale Analakely. Namoaka an-keriny ireo Bajaj nogiazan'ny kaominina ny mpamily sy tompona Bajaj voakasika ka izay no nahatonga ny savorovoro.

Nanao « opération licence » ny avy eo anivon'ny Kaominina ambonivohitr'i Mahajanga ka nampiditra « fourrière » ireo izay tsy nanana izany. Araka ny didim-pitondrana navoakan'ny Kaominina volana vitsivitsy lasa izay, dia tsy misy intsony ny famoahana « licence » vaovao fa « remplacement numérique » sisa no azo atao satria efa maro loatra ny isan'ny Bajaj mpitatitra eto Mahajanga.

Publié dans Vaovao

Le jeune magistrat administratif Dina Andriamaholy occupe désormais le poste de directeur de cabinet délégué du premier ministre Christian Ntsay.

 

 

Publié dans Fil info

Ny volana Jona 2018 no indro tonga teo ampelatanan’ilay reny antsoina hoe: Rasendrasoa Harivolo avy any Andapa ny taratasy avy tany Frantsa, izay avy tamin-dRtoa Catherine Faucouit, monina any BOLLENE, izay nanambara fa tsy maty tsy akory ny zanakao fa salama ary lehibe no sady efa manana asa manokana, ary milamina ny fiainany. Dia indro ny sariny maromaro ireto nanomboka tamin’ny faha enin-taona fa ny anarany izay Ramafisoavelo Justina (teraka ny 1990 tao Antalaha) dia niova anarana hoe Justina Faucouit.

Publié dans Sociale

Tafajoro soa aman-tsara ny tapa-bolana lasa teo ny birao vaovaon’ny Fikambanan’ny Zanaka Ampielezana Terak’Alaotra (FIZALAOTRA). Ny Jeneraly misotro ronono Rabearivony Justin, terak’Imerimandroso, no mitarika azy.

Nampahafantarina omaly tolakandro nandritra ny fivoriana voalohany tao Antananarivo ireo mpiara-miasa akaiky. Nambara nandritra io fotoana io ihany koa ireo fanamby goavana hotanterahina ato ho ato. Anisan’ireny ny fanisana ny mpikambana, ny fitsidihana ireo vato nasondrotry ny tany terak’Antsihanaka miasa sy monina ao an-drenivohitra, ny hetsika fitadiavam-bola ary ny fanomanana ny fankalazana ny faha-40 taona nijoroan’ny fikambanana amin’ny 2019.

Publié dans Vaovao

Nambaran’ny praiminisitra Ntsay Christian, nanolotra ny mpiara-miasa ao amin’ny Primatiora, nandritra ny fanaganan-tsaina miaraka fanao isaky ny alatsinainy maraina, fa « anio ny fe-potoana farany hananganana ny governemanta araka ny fanapahan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, koa mangataka amin’Andriamanitra isika mba hivohan’izany governemanta izany anio fa efa manao ny ezaka rehetra ny Praiminisitra », hoy izy.

 

Publié dans Tselatra

Le juriste, fils de Christine Razanamasoa est présenté devant le personnel de la primature ce matin, de même que le directeur de cabinet délégué lors de la traditionnelle levée du drapeau.

Publié dans A la Une
Page 1 sur 2