Filtrer les éléments par date : dimanche, 27 mai 2018

Un grand culte religieux, au stade de Mahamasina, a clôturé le jubilé du 150ème de l’Eglise Luthérienne Malgache et le 500ème anniversaire de la Réformation. Le culte a été officié par le Pasteur David Rakotonirina, Président de la FLM, en présence de la Vice-Présidente pour l’Afrique de la Fédération Luthérienne Mondiale, Rév Dr Jeannette Ada Maina.

La célébration de ce double jubilé était placée sous le thème « Les Eglises se fortifiaient dans la foi et augmentaient en nombre chaque jour. » (Actes 16 : 5).

Publié dans Sociale

Io hariva io raha avy namonjy lanonana fankalazana ny fetin’ny reny tany Antanifotsy ho any Ambodisatrana izy telo ireo. Nikasa hisongona sarety ilay taxi-bajaj nitondra azy ireo, niala ilay sarety no nampivadika azy.

Tsy nisy aina nafoy, efa novonjena namonjy hopitaly ireo naratra.

(Jereo Sary Tohiny)



Publié dans Tselatra
dimanche, 27 mai 2018 19:22

Présidentielle

Rajaonarimampianina aurait sollicité le soutien des maires présents au Coliseum, puis invités à Iavoloha hier samedi 26 mai 2018.

 

Publié dans Fil info

Nampanantenaina fanonerana ara-bola ny sarandalana, ny fiantranoana ary ny sakafony nandritra ny fivahinianany telo andro teto Antananarivo ny sasany tamin’ireo Ben’ny Tanàna nantsoina hanotrona ny fanasana nataon’ireo Parlemantera, manohana ny fitondrana, teny amin’ny Coliseum Antsonjombe ny sabotsy 26 may 2018.

Mitaraina ho tsy mbola nahazo vola izy ireo hatramin’ny marainan’ity alahady 27 may 2018 ity, nefa tsy manan-koraisina sy mba hitondrana voandalana mody.

Publié dans Tselatra

Margueritte no zokiolona amin’ireo vehivavy voafonja ao Ambalatavoahangy. Voazazy higadra 15 taona an-tranomaizina izy noho ny resaka vono olona tany Vohitsoa Vavatenina nahavoarohirohy azy. Ho vita afaka roa volana ny saziny.

« Aza mba mamaly ratsy amin’ny ratsy izany, valio soa ny ratsy ataon’olona aminao », hoy ny nambaran-dRtoa Margueritte raha tonga nizara fanomezana ho an’ireo vehivavy voafonja ny fikambanana MMA (Malagasy Mandray Andraikitra) androany alahady 27 mey 2018, fankalazana ny fetin’ny Reny.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Mitombo isa izay tsy izy ny olona voatazona am-ponja eto Toamasina ; mananika ny 1.236 ny isan’izy ireo ankehitriny ka vehivavy ny 79 amin’ireo, raha tsy nihoatra ny 40 ireto farany hatramin’izay.

Natokana ho an’ny voafonja miisa 600 eo ny faritra ho an'ny lehilahy ao Ambalatavoahangy, efa ho avo roa heny anefa izany ankehitriny.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra