Filtrer les éléments par date : jeudi, 24 mai 2018

Un jeune Karana, avoisinant la quarantaine, a été kidnappé à Ampasapito ce jeudi 24 mai 2018 vers 19h.

Navage est de la famille Veloptic, Magasin waterfront.



Publié dans A la Une

Le Président de la République et son épouse ont ouvert officiellement, ce 24 mai 2018, au Palais d'État d'Iavoloha, le 3ème Recensement Général de la Population et de l’Habitat (RGPH3). Ils ont reçu dans leur foyer les agents recenseurs, accompagnés pour l’occasion du Ministre de l'Economie et de la Planification, le Général Herilanto Raveloarison, et du Directeur Général de l’INSTAT, Ida Clément Rajaonera.

Comme dans tous les foyers, l'enquête sociale menée auprès du couple présidentiel s'est tenue en toute confidentialité et dans le strict respect des lois en vigueur. Au terme de l'entrevue, une attestation a été remise par les agents au couple présidentiel pour marquer l'aboutissement de leur travail.

Publié dans Sociale

Ny peratra teny amin’ny rantsan-tanany nitovy tamin’ny sary voarakitra tamin’ny “caméra de surveillance” no niampanga an’ilay mpiambina. Niaiky rahateo izy rehefa nofotoran’ny Polisy misahana ny heloka bevava eto Toamasina. Nilaza izy fa izy irery ihany no nanatontosa ny halatra.

Nohararaotin’ilay mpiambina ny fahanginan’ny tanàna ny alatsinainy pantekôty 21 mey 2018 teo sady nanorana rahateo ny andro namakiana ny “coffres” tao anaty birao, rehefa tsy tontosany izany dia ilay milina elektronika fizarana vola na “Guichet Automatique de Banque na GAB” no nopitsohiny nakana ny vola.

Publié dans Vaovao

Les Evêques Catholiques du Symposium des Conférences d’Afrique et de Madagascar (SCEAM) sont réunis à Antananarivo avec leurs homologues de la Conférence Episcopale d’Allemagne, sur le thème de « l’humanisme et du développement humain ».

La rencontre a débuté hier, 23 mai, par une grande messe en l’église d’Antanimena. Les représentants de 11 pays sont réunis à l’épiscopat d’Ambatoroka jusqu’à dimanche prochain, 27 mai.

Publié dans Politique

1973-2018, feno 45 taona ny Lycée Rakotoarisoa Ambositra. Nisy omaly ny carnaval nataon’ny mpianatra nanamarihana izany. Aty an-toerana ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Paul Rabary hanome voninahitra ny lanonam-pankalazana rahampitso zoma 25 mey 2018.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sociale

Nisy androany alakamisy 24 mey 2018 ny diabe nianga teo amin’ny toby fiantsonan’ny taksibrosy, nentina ny nisantarana ny hetsiky ny fanovana teto Tanambe - Amparafaravola.

Nahitsy ny tenin-dRabekijana Solofo Hery, solombavambahoaka voafidy tato amin’ny Distrika Amparafaravola mitaky ny fialan’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina, tsy misy hatak’andro fa “nampiesona ny vahoaka aty Amparafaravola”.

Publié dans Tselatra

Rehefa nisintona ny lakolisy isika teto, tamin'ny fanariana ireo entana may, ny alahady 20 mai teo, tao amin'ny tranombarotra sinoa tetsy amin'ny Building Ramarson, dia hita androany tety an-toerana ireo kamiao sinoa naka ireo fako ireo, ary nanadio ny toerana.

Na izany tsy tokony hipetra-potsiny ny tompon'andraikitra fa ho lasa fanaon'ny hafa ity tsy fanajana ny tontolo iainana ity.

(Jereo sary tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Tanterahina ny 18 mey ka hatramin’ny 10 jona 2018 ny andiany faha-telo amin’ny fanisana ankapobeny ny mponina sy ny toeram-ponenana. Tanterahina androany ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy, izany fanisam-bahoaka izany, teto Andilamena.

Eo Anosy manoloana ny foiben'ny INSTAT kosa ny lanonam-panokafana ofisialy ho an'Antananarivo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Pendant que l’ouverture du forum international sur l’Initiative pour l’Émergence de Madagascar se déroule à l’hôtel Carlton, un petit monde des gens crispés, pro-régime brandissent des banderoles à l’extérieur.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info

Namoy ny ainy tamin'ny 17 may 2018 nandritry ny lalao tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina i Rakotomalala Andrianjafy Sederaniaina, 27 taona, izay responsable TIC teo anivon'ny lisea J.J.Rabearivelo-Antananarivo.

Mankahery ny fianakaviana fa indrindra ny vady aman-janany ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Paul Rabary ary nanapa-kevitra ny hanampy an'i Adriana zanany, 7 taona hahatody hatramin'ny farany ny fianarany.

Randrianarisoa Harilalao Marie Lauremah Doré vadiny kosa dia ho raisina ho mpiasa ato amin'ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena hahafahany miatrika ny fiainana sy mitaiza an'i Adriana.

 

 

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2