Filtrer les éléments par date : samedi, 19 mai 2018
samedi, 19 mai 2018 18:18

Andilamena: Manomana ny Pantekoty

Manao famerenana ireo ankizy ao amin'ny EKAR Md Joany, amin'ny hetsika atao rahampitso Pantekoty.

Nifamory eo akaikin'ny Fiangonana eto Andilamena, Faritra Alaotra Mangoro, izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
samedi, 19 mai 2018 18:04

Impôts

Report des échanges de déclaration et paiement au 31 mai 2018.

 

Publié dans Fil info
samedi, 19 mai 2018 18:01

Fianarantsoa: FES andiany faha -6

Tanterahina eto amin'ny kolejy SFX Ambatomena ny Forum des Etablissements Supérieurs, karakarain'ny CERES eto an-toerana.

22 no isan'ny ivontoerana mandray anjara. Ireo tanora amin'ny kilasy faha-2 sy famaranana no tena kendrena amin'izany.

Tonga eto an-toerana ihany koa ny INSCAE sy ny ESTIM. Miahy manonkana ny hetsiky ny Oniversiten'i Fianarantsoa.
Hetsika hanomezana torolalana ny mpianatra hoan'ny fizotry ny fampianarana ambony no anton'ny hetsika hoy ny mpikarakara.

Tanterahina ny tontolo andron'ity sabotsy 19 mey ity izany eto Fianarantsoa.

 

 

Publié dans Tselatra

L'opposition investit l'avenue de l'indépendance pour un grand carnaval d'adieu au régime Rajaonarimampianina, un carnaval qui ouvre le grand déballage promis par les députés pour le changement ce samedi 19 mai 2018.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans A la Une
samedi, 19 mai 2018 14:08

Place du 13 mai

Début de grande manifestation de l'opposition.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info