Filtrer les éléments par date : mardi, 04 décembre 2018

Mandray sy mamoaka maimaimpoana tsy andoavam-bola ny hetsika sy ny sary ataonareo Kandida na ny mpomba anareo izahay na eto amin'ny FB na site internet Gasypatriote.

Na teny Malagasy na teny frantsay. Tsy mamoaka kosa ny Vina, na ny endrika propagandy hoe fidio, na ity no tsara, na excellence sy fanasohasoana izahay. Tsy mamoaka kabary na video.
Ireo programa isam-paritra dia azo alefa, ny hetsika natao tany. Mijanona tanteraka amin'ny filazam-baovao izany izahay.

Izay manome betsaka dia ivoaka imbetsaka, izay tsy manome, dia tsy hitady izahay.
Miezaka ny tsy hitanila fa aza manome tsiny kosa raha avy any aminareo no tsy tonga.
Azo alefa MP na mail Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.

Ireo propagandy na doka kosa dia mandoa vola, toy ny asa fanaovan-gazety fiveloman'ny Gazety rehetra, ary hisy soratra hoe "Doka" hampiavaka azy amin'ny vaovao.

Publié dans Editorial

Mivoatra ny raharaha manodidina ilay tranga fakana ankeriny an’i Armane Kamis taorian’ny nisamborana jiolahy iray niaraka tamin'ny basy kalachnikov iray sy tranombala 04 feno ny andron’ny nanavotan’ny Zandary azy ny 26 novambra.

Nibaradaka ilay jiolahy ary nanondro ny mpaniraka azy ireo. Nosamborina tao Antsirabe io atidohan’ny fakana ankeriny an’ity mpandraharaha tompon’ny orinasam-pitanterana Transfy ity io.

Tanora teratany Malagasy ary mpandraharaha no mpaniraka ireo mpaka ankeriny. Mbola izy ihany koa no tao ambadiky ny fakana ankeriny an’ilay mpandraharaha teratany karana, Shane Kourdjee, nitranga tao Antsirabe ny harivan’ny alakamisy 14 aprily 2016.

500 tapitrisa Ariary no notakiany ho tambin’ny fanavotana an’i Shane Kourdjee, izay mpiaramiombon’antoka ara-bola aminy ihany, amin’ny fandraharahana ataony. 3 tapitrisa Ariary no nanakaramany ireo olona nanatanteraka ny fakana ankeriny.

Publié dans Vaovao
mardi, 04 décembre 2018 20:17

Mahajanga: Vehivavy maty voatototry ny tany

Vehivavy iray 38 taona no nianjeran'ny trano izay nirodanan'ny rindrim-bato ka nampihotsaka ny tany vao nototofana teny Ampisikina, Fokontany Mangarivotra Mahajanga.

Nikija ny oram-baratra alina tontolon'ny alahady hatramin'ny maraina teto Mahajanga tampon-tanàna, tsy manaraka ny fenitry ny fanorenana anefa ity rindrim-bato ity, ary efa nampitaraina ny mponina teo amin'ny manodidina sy ny sefo Fokontany, saingy tsy nisy mpihaino.

Ity vehivavy ity sy ny reniny no tao an-trano, saingy natory tamin'ny efitra samihafa. Efa nahatsiaro ilay reniny tamin'ny efatra ora maraina nitrangan'ny fihotsahana ka tafavoaka, fa ity farany izay mbola tao anaty torimaso lalina no tavela tao.

Saika simba avokoa ny trano teo amin'ny manodidina ary mbola tandindomin-doza, satria mbola ny ampahan'ny rarivato ity nihotsaka ity.

Publié dans Tselatra

Après la libération par 40 éléments de la Gendarmerie, diligentée par le Tribunal de Toamasina, de Armane Kamis, DG du Transport Transfy, le lundi 26 novembre, l'enquête s'est dirigée vers Haja d'Antsirabe.

Il était déjà arrêté en 2016 dans l'affaire de kidnapping de Shane Kourdjee la nuit de jeudi 14 avril 2016, après la prière du soir au Mosquée, mais il a obtenu une liberté provisoire.

Des éléments de la Gendarmerie ont arrêté Haja à Antsirabe, le cerveau de ces kidnappings.

 

Publié dans Fil info

Taorian'ny alatsinainy 26 novambra izay nahavotsotra an'i Armane Kamis, izay nataona 5 lahy mitam-piadiana sambo-belona tao ampiasany ny alarobia 21 novambra, dia nihetsika ny Zandary sy ny Fitsarana teto Toamasina.

Publié dans A la Une
mardi, 04 décembre 2018 17:07

Anosy: Nidoboka Antanimora i Erlie sy Arnaud

Taorian'ny fanadihadiana nataon'ny Mpitsara mpanao famotorana dia tazonina vonjy maika eny Antanimora izy mirahalahy nilako ilay Avocat teny Antanimena, miandry ny fitsarana azy ireo.

Nisy mpisolovava 2 ihany niezaka niaro azy miralahy ary efa nametraka fangatahana manokana ahafahana manenjika ilay Avocat izay notorian'i Erlie sy Arnaud ho nikasa hamono andreo.

Amin'ny raharaha toy itony manko dia mila fahazoan-dalana manokana ny ahafahana manenjika mpisolovava, noho ny fiarovan'ny lalàna azy.

Ho hita eo izany ny fivoaran'ity raharaha ity.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 04 décembre 2018 15:53

Anosy: Erlie et Arnaud MD à Antanimora

Erlie et Arnaud qui ont tabassé l'avocat à Antanimena viennent être placés sous mandat de dépôt à Antanimora en attendant leur procès.

Ils étaient assistés finalement par 2 avocats.

 

Publié dans Fil info

Ce 1er Décembre 2018 marque les 30 ans de la première Journée mondiale dédiée à la lutte contre le VIH Sida qui a été célébrée au palais d’État d’Iavoloha.

Cette journée commémore le décès de millions de personnes ayant perdu la vie à cause de maladies liées au Sida. Des personnes qui sont, pour beaucoup, décédées parce qu’elles ne pouvaient pas accéder aux services de lutte contre le VIH, ou à cause de la stigmatisation, de la discrimination et de la tendance à l’incrimination des populations clés.

Cette année, l’ONUSIDA mène une campagne de sensibilisation incitant tout le monde à connaître leur statut VIH et leur charge virale. Le thème étant « Connais ton statut ! ».

Publié dans Sociale

Le nouveau Complexe Mère-Enfant au sein du Centre Hospitalier de Référence Régionale (CHRR) a été inauguré samedi ainsi que pour la remise de matériels au personnel et les forces de l'ordre de la Région, dont 15 motocyclettes.

Cette nouvelle infrastructure sanitaire répond aux aspirations de la population d'Ambatondrazaka et de ses environs en termes de soins et de traitements modernes appropriés aux maladies des mères et des enfants en général.

désormais, les services de soins et de traitements des mères seront jumelés avec ceux des enfants, en l'occurrence la maternité et la pédiatrie. Les actes de chirurgie obstétricale y sont également disponibles.

(Voir Suite Photo Galerie)

 

Publié dans Sociale

Niseho voalohany teo anoloan'ny Fampanoavana i Erlie sy Arnaud hanamarinana ny mombamomba azy ireo, sy ny filazalazana ny antony iampangana azy ireo.

Ny fahatelon'izy ireo anefa tsy nipoitra ary mbola tadiavina, dia avy hatrany dia miakatra any amin'ny Mpitsara mpanao famotorana ny raharaha.

Eo ampiandrasana izay mpitsara izay izy roa lahy, ary efa nametraka ary voarain'ny Mpampanoa lalàna ihany koa ny fitorian'izy ireo ilay Mpisolovava ho nikasa ny hamono azy ireo.

 

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2