Filtrer les éléments par date : mardi, 25 décembre 2018

Tovovavy vao 19 taona, izay sipa faharoa an’ilay teratany frantsay Brent Mario, no nahavita namono nahafaty an'ity farany.

69 taona i Brent Mario Auguste ary zandary teo aloha tao La Réunion.

Efatra mianadahy izy ireo no tompon'antoka tamin'izao vono olona izao, ka vehivavy ny telo ary tovolahy izay sipan’ilay tovovavy sakaizan'ilay vazaha ihany koa.

Ny talata 18 desambra teo no tonga teto Toamasina ity vazaha ity, ary ny andron’ny alarobia 19 desambra fotoam-pifidianana filoham-pirenena iny no namonoana azy tamin'ny vely maritoa niampy fanakendana.

Publié dans Tselatra

BV traité: 24 404 / 24 852 soit: 98.20%

Inscrits: 9 771 048 / 9 913 599
Rajouts: 22 680
Votants: 4 696 462
Blancs: 40 558 Nuls: 77 190
Suffrages exprimés: 4 578 714 soit: 97.49%
Taux de participation: 48.07%

13 RAJOELINA Andry Nirina : 2 538 120 soit 55.43%

25 RAVALOMANANA Marc : 2 040 594 soit 44.57%

Différence: 497 526 soit 10.86%

Publié dans Fil info