Filtrer les éléments par date : jeudi, 20 décembre 2018
jeudi, 20 décembre 2018 21:08

Tendances Nationales 20 décembre à 21h04

BV traités: 5 199 / 24852 soit: 20.92%

Inscrits: 2 598 652 / 9 913 599
Votants: 1 228 000
Blancs: 10 439
Nuls: 17 562
Suffrages exprimés: 1 199 999 soit: 97.72%
Taux de participation: 47,26%

13 - Andry Nirina RAJOELINA : 652 160 soit 54.35%
25 - RAVALOMANANA Marc : 547 839 soit 45.65%

Publié dans Tselatra
jeudi, 20 décembre 2018 21:07

Fifidianana: Fetra enjehina andresena

Isan'ny mpifidy voasoratra anarana (inscrits): 9 913 599

Taham-pahavitrihana vinavinaina: 48%
Vato manan-kery vinavinaina: 9 913 599 x 48% = 4 758 528
Isam-bato ilain'ny Kandida ahalany azy (50%+1) = 4 758 528 x 50% = 2 379 264 + 1= 2 379 265

Raisina ho tsy manova ny vokatra firy ny lanjan'ny vato fotsy sy vato maty.

Izay Kandida mahatratra voalohany ny isam-bato 2 379 265 izany no ho lany Filoham-pirenena, raha tsy miova firy ny taham-pahavitrihana 48%, ary eken'ny HCC izay vato azo izay.

Publié dans Tselatra
jeudi, 20 décembre 2018 20:44

Election: Seuil d’irréversibilité

Inscrits: 9 913 599
Taux de participation estimé: 48%
Suffrages exprimés estimés: 9 913 599 x 48% = 4 758 528
Voix exigées pour gagner (50%+1) = 4 758 528 x 50% = 2 379 264 + 1= 2 379 265

On considère minime les blancs et nuls.

Le candidat qui aura au moins 2 379 264, dans l'hypothèse de la participation électorale de 48%, sera le prochain Président de la République de Madagascar, sous condition de validation du résultat de la CENI par la HCC.

 

 

Publié dans Fil info
jeudi, 20 décembre 2018 20:16

Tendances Nationales : 19 Heures 15

BV traité: 8023 / 24852 soit: 20.21% 

Inscrits: 2524822 / 9913599
Rajouts:3619
Votants: 1192341
Blancs: 10090
Nuls: 16785
Suffrages exprimés: 1165466 soit: 97.75%
Taux de participation: 47.22%

13 - Andry Nirina RAJOELINA : 632204 soit 54.24%
25 - RAVALOMANANA Marc : 533262 soit 45.76%

Publié dans Fil info

- Isan'ny mpifidy (Nombre Inscrit): Isan'ireo voasoratra anarana, na nifidy izy na tsia, io ny isan'ireo mpifidy voasoratra anatin'ny lisim-pifidianana.

- Isan'ny tonga nifidy( Nombre Votant): Isaina ireo sonia anatin'ny lisitry ny mpifidy tonga nifidy, tokony hitovy amin'ny isan'ny bileta ao anaty urne, ary mitovy amin'ny isam-bato azon'ny 13 + Isa azon'ny 25 + vato maty + vato fotsy

- Taham-pahavitrihana (Taux de Participation): Isan'ny tonga nifidy/ Isan'ny voasoratra anarana x 100 = %
Tsy mihoatra ny 100% izany io, satria ny isan'ny tonga nifidy tsy maintsy vitsy na tsy mihoatran'ny isan'ny mpifidy voasoratra anarana.

Io izany no andrefesana ny fahazotoan'ny mpifidy andeha hifidy.
Tamin'ity dia notombanan'ny CENI ho 42,67% io taham-pahavitrihana io, izany hoe latsaky ny olona 1 amin'ny mpifidy 2 no tonga nifidy. Ny atsasaky ny mpifidy izany dia tsy nandeha nifidy.

Publié dans Editorial

BV traité: 2 238 / 24 852 soit: 9,01%

Inscrits: 1 185 499 / 9 913 599
Rajouts: 1 269
Votants: 535 313
Blancs: 4 548
Nuls: 7 230
Suffrages exprimés: 523 535 soit: 97.80%
Taux de participation: 45.16%

13 - Andry Nirina RAJOELINA : 294 634 soit 56,28 %
25 - RAVALOMANANA Marc : 228 901 soit 43,72 %

Publié dans Fil info

Tao amin’ny Kaominina Komajia, Distrikan’i Mampikony no nitrangan’ity fanafihan-dahalo ity omaly. Tsy tanteraka noho izany ny latsabato tao amin’ny Fokontany:


- Tsararano BV 440507120101;
- Antsirandrano BV 440507130101;
- Ankisompy BV 440507090101;
- Ambatomainty BV 440507030101.

 

Publié dans Tselatra

Teny an-dalana hamonjy fodiana i Ratovonony Tina Angelo no nisy nitifitra androany tamin'ny 2 ora maraina rehefa avy nanatitra ekipa K25 nitondra voka-pifidianana tao amin'ny Vaomiera mpanisa vato (SRMV) Tolagnaro.

Nitondra fiara i Angelo no nisy roalahy nanaraka azy tamin'ny moto ary nikapokapoka ny fiara nentiny, nony tonga teny Esokaka misy ny foneny. Vao nijanona ka nivoaka ny fiara izy dia herisetra nitohy tamin'ny tifitra no nanjo azy.

Voa teo amin'ny andilany izy ary tafavoaka ny vatany ny bala.

Miandry fiaramanidina hitondrana azy hotsaboina any Antananarivo ny fianakaviany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra