Filtrer les éléments par date : dimanche, 02 décembre 2018
dimanche, 02 décembre 2018 23:59

Mananjo hiaro tena ny tsirairay

Eo anatrehan'ny lalàna indrindra fa fitsarana ady heloka na ady heloka be vava, toy ity raharaha miaramilan'ny primatiora nilako avocat ity.

Eto dia tsy miaro na iza na iza fa tsara ihany koa isika mahalala, na fohy aza, ny resaka fiarovana.

Ny Avocat na Mpisolo vava dia tsy mpiasam-panjakana ary tsy rafim-panjakana. Antsoina hoe Auxiliaire de justice izy. Izany hoe manampy izy ny fitsarana hitady ny marina ao anatin'ny fiarovana izay client, na voapanga, na mpitory, arovany.

Aloa vola izany io asany io.

Nametraka kosa anefa ny lalàna fa tsy tokony hiankina amin'ny fananam-bola na tsia ny fahazoana miaro tena, ka rehefa tsy manana Mpisolo vava ianao amin'ny ady heloka dia didin'ny fitsarana ny Mpisolo vava iray hiaro anao. Io ilay antsoina hoe Avocat d'office. Tsy midika izany fa anao asa lasafay io mpisolovava io.

Publié dans Editorial
dimanche, 02 décembre 2018 19:34

Andohatapenaka

Fisokafan'ny Parc d'Attraction vaovao teny amin'ny Akoor digue

 

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 02 décembre 2018 16:34

Nilatsaka ny IST

Nilatsaka ny IST, tsy fahazoan-dalana hivoaka an'i Madagasikara an'ireo voaroiroy nilako Mpisolovava.

Publié dans Tselatra

Naneho ny fanohanany ny Kandida Marc Ravalomanana ireo Raiamandreny avy ao amin'ny faritanin'i Fianarantsoa, notarihin'ny Depiote, sady filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, Hary Andrianarivo.

 
 
Publié dans Tselatra