Filtrer les éléments par date : mardi, 18 décembre 2018

1- Tsy misy taratasy mahasolo CIN, permis na passeport

2- Tsy maintsy hatrehan'ny rehetra ny fanisam-bato, tsy azo hidina manokana an-trano ny urne
3- Arahi-maso ny fampiasana ny encre indélébile atao amin'ny ankihibe havia mba tsy misy afaka hifidy in-droa
4- Miangavy ny délégué kandida andefa mpanara-maso any amin'ny SRMV sampana mpanisa vato eny amin'ny Distrika.

 

Publié dans Tselatra

Ny orinasa (SOCIETE RIZICOLE et FECULIERE MALAGASY) afohezina hoe SORIFEMA dia orinasam­-panjakana (Société d’Etat) madiodio notatanako nandritra ny vanim­potoana1981­-1988, ary izaho RAVELOMANANTSOA Jean de Dieu, ­Ingénieur Agronome no Tale Jeneraly (napetraka tamin’ny alalan’ny Décret).

Publié dans A la Une

Les deux chambres du Parlement sont convoquées en session extraordinaire à partir du jeudi 20 décembre 2018 afin de permettre l’adoption des projets de Loi sur la lutte contre le blanchiment de capitaux et le financement du terrorisme, et celui sur le recouvrement et l’affectation d’avoirs illicites.

C’est ce qui a été décidé en Conseil des Ministres d’hier, le dernier pour cette année 2018, sauf urgence, a dit le Chef d’Etat par intérim Rivo Rakotovao.

 

Publié dans Fil info

Nanao fanambarana ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana (CENI), mampahafantatra ny besinimaro fa « tsy nahazo alalana mihitsy avy amin’ny CENI ny EXIT POLL/ SAFIDIKO MADAGASCAR, hanatanteraka tsapan-kevitra (na sondage) amin’ireo olompirenena avy nandatsa-bato avy ao amin’ny biraom-pifidianana.

Mba hiarovana ny tsiambaratelon’ny safidin’ny mpifidy dia raràn’ny lalàna ny tsapan-kevitra amin’ny andron’ny fifidianana. Efa namafisina tamin’ny mpitandro ny filaminana ihany koa fa voarara izany satria manohintohina ny filaminam-bahoaka.

Hisy ny fepetra entitra horaisin’ny mpitandro ny filaminana manoloana ireo rehetra izay mbola mikiry hanatanteraka izany ny andron’ny fifidianana », hoy ny Filohan’ny CENI Rakotomanana Hery.

 

Publié dans Tselatra

Mpianatra avy amin’ny Fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa, manana mari-pahaizana bakalôrea izy ireo, hianatra mandritra ny roa taona any Maroc.

 

Publié dans Tselatra

Nanaitra ny mponina aty Anjozoromadosy, Distrikan’i Bealanana, Faritra Sofia, ny toromarika nomen’ny delegem-panjakana aty an-toerana, mandrara ny tsy hidiran’ireo delegen’ny kandida raha tsy amin’ny fotoana handatsahany vato ihany.

Inona no maha solontenan’ny kandida anay raha tsy afaka hanara-maso ny fizotry ny fifidianana ao anaty birao fandatsaham-bato izahay, hoy ny fanamarihana ataon’ireo voakasika.

Miteraka resabe aty an-toerana ity fepetra tsy manara-dalàna ity.

 

Publié dans Tselatra