Filtrer les éléments par date : vendredi, 14 décembre 2018

Mpanao gazety isany tanan-kavanan'i Andry Rajoelina, mahalala ny zava-nitranga tamin'ny 2009 i Fidèle Razara Pierre. Nanamafy ary manitrikitrika ao amin'ny AZ TV-Radio iasany ity farany fa fanonganam-panjakana no nitranga tamin'ny 2009.

Tsy levon'ny vavonin'i Fidèle Razara Pierre koa ny velirano nolazain-dRajoelina tany Alaotra fa halainy ny tany izay nalain'ny sasany tao Vohidiala ka hozaraina amin'ny vahoaka. Dimy taona teo amin'ny fitondrana i Andry Rajoelina tamin'ny tetezamita, hoy Razara Pierre, maninona no tsy nataony izany, koa ankehitriny izy no mihevitra hambabo ny fon'ny vahoaka aty Alaotra amin'ny resaka tany.

Publié dans Tselatra

Teo ampiandrasana fiara hitondra azy hanao fampielezan-kevitra any Belo, hampandaniana ny kandida Marc Ravalomanana i Alaoui no nisy nikapa tamin'ny famaky ny lohany sy teo ambony masony.

Teo Tsimahavaobe, izay nahavoa an'i Raherimihaja Rivojaona, lefitry ny K25 Morondava, ny alin'ny alakamisy 6 desambra 2018 teo ihany, no nahavoa an'i Alaoui androany tamin'ny efatra ora maraina.

Ny akanjo teny an-kodiny sisa tavela fa lasan'ireo olon-dratsy ny vola sy karatra tany aminy.

Mpanafatra artista hanao fampisehoana aty Morondava no isany ahafantaran'ny olona an'i Alaoui.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Manoloana ny resaka maro mivoaka an-gazety, dia nanao fanambarana ny Masoivohon'ny Frantsa, fa hatreto dia tsy misy raharam-pitsarana any Frantsa ireo kandida ho Filoham-pirenena Malagasy.

Ary tsy misy fiantsoana hivelan'ny ara-dalàna any Frantsa.
Manentana ireo kandida mba hanompana ny fampielezan-kevitra amin'ny resaka vina fampandrosoana.

Na tsy nilaza mivantana aza moa ny Masoivoho Frantsay, dia fantatra fa mikasika ny resaka maro momba ny Filohan'ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina no tiana ambara.

Satria tokoa manko, dia efa fantatra fa nisy mpitsara frantsay efa tonga teto Madagasikara, nanao sava hao ny toeram-piasan'i Mamy Ravatomanga, izay olona akaiky an'i Andry Rajoelina, ary mpamatsy vola azy rahateo amin'izao fifidianana izao.

Fantatra ihany koa fa efa misy fanadihadiana momba an'ity mpandraharaha malagasy ity any Frantsa, mahakasika ny famotsiam-bola, kolikoly, harena tsy fantam-piaviana, fandosirana hetra miaraka amina tambazotra. Ary efa nogiazan'ny fitsarana frantsay ny fananany any Frantsa.

 

Publié dans Tselatra

L'assaillant du marché de Strasbourg, un jeune homme de 29 ans, d'un passé judiciaire sulfureux, avec 27 condamnations, Cherif Chekatt, a été tué par la police hier jeudi vers 21h, dans le quartier de Neudorf.

Trois policiers tentaient de l'interpeller, mais le jeune homme a utilisé son arme, sans hésitation les policiers l'ont abattu.

L'Etat islamique a revendiqué l'attentat qu'il a commis mardi 11 décembre dans la nuit, avec 03 morts et une dizaine de blessés graves.

Plus de 700 Policiers et Gendarmes ont mis leur compétence avec des matériels de pointe nocturne pour traquer le fugitif.

 

 

Publié dans Fil info
vendredi, 14 décembre 2018 09:19

Administration Ntsay: Aux abonnés absents

Depuis quelques jours, des actes de violence sont perpétrés contre les partisans du candidat Ravalomanana Marc, candidat n° 25. Le but est plus ou moins connu : « intimider les gens à ne pas voter pour lui le 19 décembre prochain ».

Publié dans A la Une
vendredi, 14 décembre 2018 07:18

« Marc Ravalomanana reviendra au pouvoir »

Lettre d'un lecteur: Rappel de la lettre de Christian Chadefaux
« Marc Ravalomanana reviendra au pouvoir »

Christian Chadefaux est un journaliste français qui a travaillé à Madagascar pendant plusieurs décennies. Il était contraint de quitter le pays sous l'ère Marc Ravalomanana. Son pragmatisme vis-à-vis de la gestion de la Transition et de l'évolution de la crise politique malagasy a étonné plus d'un.

Avant la rencontre entre Nicolas Sarkozy et Andry Rajoelina à l'Elysée, Christian Chadefaux a écrit une lettre ouverte...à la France. Une lettre ouverte reproduite par des organes de presse d'Antananarivo et dont voici la teneur:

Selon le journaliste français Christian Chadefaux :
« Marc Ravalomanana reviendra au pouvoir »
20 décembre 2011 dans Revue de presse Commentaires fermés

Publié dans Editorial