Filtrer les éléments par date : mardi, 11 décembre 2018

Zanaka tantsaha ity nalain’ny jiolahy ankeriny ity, ny alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy 10 desambra 2018. Mitaky 80 tapitrisa Ariary ireo mpaka ankeriny ho tambin’ny famotsorana azy.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 11 décembre 2018 20:05

HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE

Selon l’article 55 alinéa premier de la loi organique n°2017-008 relative au régime général des élections et des référendums, « la campagne électorale et référendaire est l’ensemble des opérations de propagande précédant une élection ou une consultation référendaire, visant à amener les électeurs à soutenir et à faire voter pour des candidats ou une liste de candidats en compétition dans une élection, ou des options dans une consultation référendaire ».

De manière générale, en droit électoral, on appelle « campagne électorale » la période qui précède une élection et durant laquelle les candidats et leurs partisans font la promotion de ceux-ci afin de récolter le plus grand nombre possible de voix. Elle est en général basée sur un « programme électoral » ou « programme politique » préalablement élaboré.

Publié dans Politique

Nanao fanambarana ny depioten’Antalaha Laisoa Jean Pierre dit Jaovato, fa nisafidy ny hanohana ny kandida Marc Ravalomanana izy amin’ity fifidianana fihodinana faharoa ity.

Ny antony naharesy laharatra azy, raha ny nambarany tamin’ny mpanao gazety dia voalohany, amin’ny maha raiamandreny azy. Faharoa, ny olona atao hoe « expérimenté » amin’ny fiainana, hoy i Jaovato dia olona avy nanao « erreur », ka mino aho fa i Marc Ravalomanana tsy hamerina ny « erreur » nataony taloha ary manantena fampandrosoana aminy aho.

Publié dans Tselatra

Edgard Razafindravahy sy ny Antoko ADN dia resy lahatra amin'ny Velirano IEM ary hanohana ny foto-kevitry ny kandida laharana faha-13 Andry Rajoelina.

 

Publié dans Tselatra

Nanao fanambarana ny depioten’Antalaha Laisoa Jean Pierre dit Jaovato, fa nisafidy ny hanohana ny kandida Marc Ravalomanana izy amin’ity fifidianana fihodinana faharoa ity.

Ny antony naharesy laharatra azy, raha ny nambarany tamin’ny mpanao gazety dia voalohany, amin’ny maha raiamandreny azy. Faharoa, ny olona atao hoe « expérimenté » amin’ny fiainana, hoy i Jaovato dia olona avy nanao « erreur », ka mino aho fa i Marc Ravalomanana tsy hamerina ny « erreur » nataony taloha ary manantena fampandrosoana aminy aho.

Publié dans Politique
mardi, 11 décembre 2018 12:41

Marre des mensonges

En dehors des thèmes préparés par les organisateurs de la TVM et la RNM, le débat de dimanche dernier, entre les 2 finalistes du 2nd tour, a été l’occasion pour d’autres de révéler certaines faces sombres de la Transition.

Publié dans A la Une
mardi, 11 décembre 2018 12:09

11 décembre

Journée Internationale de la montagne.

 

Publié dans Fil info

Habibiana tsy roa aman-tany no niseho teto Ambodiazomamy, Kaominina Morafeno ny zoma lasa teo. Efa maraina tamin’ny enina roa no nisy nahatsikaritra ny zava-nitranga, efa razana nitsirara ary tapaka vozona no hita.

Nitsoaka avy hatrany ny vadiny antsoina hoe Jean Edino, 27 taona, izay ahiana ho namono nahafaty ny vady andefo-mandriny.

Efa noraisin’ny Zandarimaria Sambava ny fikarohana sy ny manodidina ity vono mahatsiravina ity.

 

 

Publié dans Tselatra
mardi, 11 décembre 2018 08:01

Inona no dikan'izany Mégawatt ?

Voaresaka foana izy io raha vao miresaka jiro na herinaratra.

Mégawatt dia fanondroana ny tanjaky ny herinaratra (Unité de Puissance électrique).
Méga= 1 000 000
Méga Watt izany dia 1 000 000 Watt

Raha tsorina, ka maka ampoule 1 manana hazavana 100W, dia raha misy groupe na turbine mamokatra herinaratra 1 Mégawatt na 1 000 000 Watt, dia midika izany fa io groupe io dia afaka mandrehitra ampoule 100W miisa 10 000.

Andeha ho jeretsika ny fandaniana avo amin'ny tokatrano iray (Pic de Consomation maximale).

Tokatrano iray, misy efitra 3, lakozia 1, douche 1, wc 1.

Publié dans Editorial