Filtrer les éléments par date : lundi, 10 décembre 2018

(Nous présentons ici le projet initial, indépendamment des amendements faits par les députés et les Sénateurs)

EQUILIBRE GENERAL DU PROJET DE LOI PORTANT LOI DE FINANCES POUR 2019

Les produits et revenus applicables au budget de 2019, incluant les aides budgétaires non remboursables et les Recettes d'ordre, sont évalués à la somme 7 486 900 953 Milliers d’Ariary conformément au tableau ci-après :

(En Milliers d'Ariary veut dire multiplier encore par 1 000 les chiffres)

Publié dans Fil info

Après le vote des députés, c'est au tour des sénateurs ce jour d’entériner la loi des Finances 2019.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info

Nitondra fanazavana momba ny karam-pifidianana, ny lisim-pifidianana ary ny bileta tokana tetsy Nanisana ny filoha lefitry ny CENI, Rakotonarivo Thierry.

Tsy miova ny lisim-pidianana sy ny karatry ny mpifidy izay nampiasaina tamin'ny fihodinana voalohany ihany. Entanina haka ny kara-pifidianana kosa ireo izay mbola tsy naka ny azy nefa ao anaty lisitra.

Nanazava ihany koa ity Filoha lefitra ity ny fampiasana ny bileta tokana izay misy an'ireo Kandida roa hiatrika ny fihodinana faharoa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Miditra amin'ny herinandro faharoa ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa ireo kandida roa, Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, taorian'ny fifandahan'ny roa tonta tao amin'ny haino amanjerim-panjakana halina.

 

Publié dans Tselatra
lundi, 10 décembre 2018 13:57

Bianco

Nouvelle audition de Mbola Joseph Rajaonah le 12 décembre.

 

Publié dans Fil info

Raha mandresy ve moa ianao Zandry, dia hitabataba izay vokatra mivoaka eo, fa ny tiana anontaniana eo dia hoe, raha resy ianao, ekenao ve izay faharesenao izay ary iarahaba ny mpandresy ve ianao.

Tsy ilaina eo izany ny manamafy fa tsy maintsy ianao no mandresy satria efa antson'Andriamanitra ny anao, satria dans l'hypothèse hoe, ianao resy no angatahina aminao eo.

Ilaina eo izany ny fampisehoana fanetretena fa tsy miziriziry hoe za no mandresy. Tadidio fa ny Malagasy olon'ny fo, ary mirona hatrany amin'ny olona resy sy osa mampalahelo.
Nentinao tany amin'ny horakoraka tao an-trano ilay izy, dia nentinao tany Seychelles ny resaka, dia niala bala ianao ny fahitana azy tety ivelany.

Tsy mbola tara, valio mahitsy amin'ny alahady ho avy izao.

Publié dans Politique

Lors du débat en direct à la télévision nationale, entre les deux candidats Andry Rajoelina et Marc Ravalomanana qui vont s'affronter au 2è tour, l'ancien Président Marc Ravalomanana a rappelé à l'ancien maire Andry Rajoelina, qu'il avait octroyé 1 milliard d'ariary (5 milliard fmg) pour la reconstruction de l'Hôtel de ville d'Antananarivo, le candidat Rajoelina a refusé catégoriquement d'avoir reçu une telle somme, et se justifiait qu'il a seulement rencontré une fois l'ancien président de la République lors d'une visite de courtoisie.

Le vieux loup Ravalomanana a enfoncé le clou, qu'il a bien donné cette somme en présence de Norbert Lala Ratsirahonana.
Dans sa rage, Andry Rajoelina a renié d'avoir été avec le "défunt (Tompokolahy)" Ratsirahonana, mais il s'est précipité de rectifier monsieur Norbet Lala Ratsirahonana.

Publié dans Politique
lundi, 10 décembre 2018 08:51

Adin'akoholahy aloha hatreto

Naniry ny hiatrika ady hevitra avo lenta momba ny tetik'asan'ny tsirairay aho omaly tamin'ny fifanatrehan'ny kandida roa hiatrika ny fihodinana faharoa.

Samy nilanja kobay avokoa izy ireo, ary dia nifamantsika, samy nanampongatra ny fantsy tetsy sy teroa, samy nahavoa, samy naratra. Fa amiko nijanona ho adin'akoholahy mahavory vahoaka aloha hatreto.

Nisy ihany ireo lohahevitra nidirana, fa nijanona nanafosafo, sy samy nilaza fa vitatsika io, kapoakatsika io, efa nanao isika.

Ny fanatika aloha dia mety resy lahatra tamin'ny kandidany avy omaly, samy faly fa nahavoa fantsy ny kandidany, fa amiko dia tsy maharesy lahatra ireo misalasala ireny, tsy mampiova ny efa vaton'ny efa nifidy.

Publié dans Editorial