Filtrer les éléments par date : mercredi, 07 novembre 2018
jeudi, 08 novembre 2018 00:13

Tvm: Safotra ny vahiny

Misy torana ny vahinin'i Johary Tvm en direct

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:53

Serge Zafimahova solotenan'i Marc Ravalomanana

Manana fironana amin'ny 13 ianareo TVM

Nahoana no tsy misy vokatra avy eto Antananaivo na Antsirabe, fa izay andresen'i 13 no avoaka.
Manao préparation psychologique ve ianareo?
Mandà izay kosa ny TVM.

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:33

Brickaville - Manambato

Ovy aniry tsy tam-bato, mitarika ny 13, very lavitra ny 25

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:32

Morondava

Vaky sasaka ny 25, verezin'i 13 lavitra, misarika sarety ny ambiny

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:31

Midongy Atsimo

Mitarika ny 13, manaraka azy eo 25, 12, 8

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:22

EPP MAHITSY centre District ambohidratrimo:

Tsy hita ny PV tao amin'ny salle numéro 03 izay foibe eto mahitsy, ny tao amin'ny salle rehetra voaisa avokoa fa ny an'ireto tato am salle numéro 03 tsy mbola nosokafana ary miandry daholo ny olona, Marc Ravalomanana no mitarika tao amin'ny salle sasany rehetra dia velona ny horakorako hoe "Ravalo no mandresy" fa tsy manaiky anokafana ny vata ny olona raha tsy hita misy PV.

 

Publié dans Tselatra

Nitambotsotra tampoka teo ampitoerana ity Mpikambana iray tao amin'ny biraom-pifidianana faha-7 EPP Ambohimandamina-Mahajanga androany atoandro, nandritra ny androm-pifidianana filoham-pirenena.

Nisy ny fandaminana ary dia afaka nitohy hatrany ny latsa-bato tao amin'ity biraom-pifidianana ity.

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:15

Manja

Lasan'ny 13 ny vato, mizara ny ambimbary ny sisa rehetra

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:15

Andry Rajoelina

Nilaza mivantana tamin'ny TVM ny solotenan'i Andry Rajoelina, fa efa eo antanan'izy ireo ny 40% n'ny vokatra manerana an'i Madagasikara, ary dia 1er tour dia vita ihany koa hoy ity solo-tena ity ny fandresen'i Andry Rajoelina.

Publié dans Tselatra
mercredi, 07 novembre 2018 23:11

Belo sur Tsiribihina

Mitarika ny 13, manaraka azy eo 25, niditra Top5 i Ravelonarivo sy Eliane Bezaza

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 6