Filtrer les éléments par date : samedi, 03 novembre 2018

Monseigneur Rakotondrajao Roger Victor, Evêque de Mahajanga, vient de décéder ce samedi soir 03 novembre, à l'hôpital "Clinique d'Ankadifotsy" par un arrêt cardiaque.

Publié dans A la Une

Nody mandry izao alina ny sabotsy 03 novambra izao tao amin'ny Clinique Ankadifotsy Antananarivo, ny Evekan'i Mahajanga Rakotondrajao Victor. Niala tany Mahajanga ny alatsinainy teo ho tsaboina aty Antananarivo dia izao nindaosin'ny fahafatesana izao noho ny fijanon'ny fo.

Raha tsy misy fiovana dia ho entina Mahajanga rahampitso alahady ny Razana.

 

Publié dans Tselatra

Sivy ny kandida mifaninana ho filohan'ny Federasionan'ny baolina kitra Malagasy izay tanterahina eto Sambava renivohitry ny Faritra SAVA.

 

Publié dans Tselatra