Filtrer les éléments par date : mercredi, 14 novembre 2018

Mahazoarivo :  Mises en place d'une cellule de crise à la primature. &

Publié dans Fil info

Ivandry :  Kidnapping Nassir Sivjee Pdg Akoor digue vers 19h30

 
Publié dans A la Une
mercredi, 14 novembre 2018 19:26

Résultat 14 novembre 2018 à 19h

Tsy nisy fiovana firy ny salan'isa azon'ny kandida izay latsaky ny 40% avokoa, nefa kosa nitombo ny elanelana eo amin'ny 13 sy 25 izay mahatratra 110 235.

BV traités:18193 / 24852 soit: 73.21%
Suffrages exprimés: 3667395
Taux de participation: 54.17%

12= 7.76% (7.74% à 17h)
13= 39.40% (39.40% à 17h)
25= 36.40% (36.41% à 17h)

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 14 novembre 2018 17:29

Résultat 14 novembre 2018 à 17h

Tsy nisy fiovana firy ny elanelam-baton'ireo kandida izay mitarika, nahitana fihemorana avokoa, fa miakatra tsikelikely ireo kandida hafa.

BV traités:17948 / 24852 soit: 72.22%
Taux de participation: 54.15%

12= 7.74%
13= 39.40%
25= 36.41%

 

Publié dans Tselatra

Mitebiteby ireo mpiasan'ny orinasa afakaba mpanao akanjo OCM eny amin'ny Zone Filatex Ankadimbahoaka, Antananarivo IV, izay nirehitra ny alin'ny alatsinainy 12 novambra 2018. May kila hotohoto nandritra izany ny milina, akora, lamba ary namoizana ain'olona iray.

Tonga teny an-toerana ny mpiasa omaly talata nefa nalefa nody.

Tsy mbola nanao fanambarana ny mpampiasa taorian'io fahamaizana io.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 14 novembre 2018 17:24

Antananarivo: Mirongatra ny aretina kitrotro

Avo roa heny ny olona voa tato anatin'ny tapabolana izao.

 

Publié dans Tselatra

Amin'ny alatsinainy 19 novambra amin'ny 6ora hariva vao afaka miditra eto Toamasina ny lodsia.

Efa nisokatra omaly talata 13 novambra ny "Guichet unique" akana fahazoan-dalana, patanty sy andoavana ireo haba samihafa ho an'ireo mpanangombokatra, ary hifarana amin'ny sabotsy 17 novambra.

 

Publié dans Tselatra

Raha ny tetiandro dia any amin'ny alarobia 21 novambra any no handalo vaomiera itambaram-be ny fandaniana ny tetibolam-panjakana 2019.

Atsasa-manila na 76, raha ny isan'ny depiote amin'izao, no fetrisa takiana amin'ny fandaniana azy.

Nandrasana teny Tsimbazaza anio ny minisitry ny vola fa tsy tonga, ka dia ahemotra rahampitso indray ny fanazavana savaranonando momba izany teti-bola izany.

 

Publié dans Tselatra

Voatery nalefa ato amin’ny CHRR Besopaka omaly tamin’ny folo maraina fa tsy voatazona tany amin’ny tobim-pahasalamana Andrasaha Ambinany Kaominina Andrahanjo izay nisehoan'ny tranga niteraka savorovoro ity.

Androany vao afaka nitantara ny nanjo azy Atoa Albert Primo (contrôleur barrage Région SAVA). ’’Ny Asabotsy lasa teo dia nandeha namonjy lanonana fidiran-trano tany Andrasaha Ambinany ny tenako ka tamin’ny fahatongavako dia namory ankizy manodidina tany amin’ny 20 tao amin’ny trano nivantanako aho, izay nizarako fanomezana kojakojam-pianarana mba ho anjara birikinay amin’ny fanampiana ny ankizy hiditra an-tsekoly. Tao anatin’izany indrindra anefa dia nisy nanaitra ny mponina fa misy vahiny mpangala-jaza tonga eto amintsika ary tompo-tanàna eto no nanafatra azy. Niaraka tamin’izay dia efa andiana tanora maro no tazako teo ambaravarana ary nodarofan’izy ireo fa mitady hangala-jaza. Isaorako anefa ny mponina fa tsy izy rehetra no nidaroka fa andiana tanora tsy fantatra dia iza no nampiely ny tsaho ? Tamin’io sabotsy 10 novambra 2018 tamin’ny iray ora tolak’andro no tafiditra hopitaly tany an-toerana aho dia amin’izao nampiakarina aty Sambava ary mbola manaraka fitsaboana noho ny faritry ny lohako mbola misy tsy azoazo’’.

Publié dans Vaovao
mercredi, 14 novembre 2018 15:30

CENI: En direct TVM

CENI: En direct TVM

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2