Election : Requête en disqualification contre Rajoelina
Plusieurs candidats à l'élection présidentielle aurait déposé une requête en disqualification contre Andry Rajoelina auprès de la HCC.
Résultat 12 novembre 2018 à 22h30
BV traités: 12395 / 24852 soit: 49.88%
Taux de participation: 53.66%
Miakatra i 13, mitombo ny elanelana amin'ny 25 izay miisa 78 917 (3,17%).
12= 7.92% (7.99% à 18h)
13= 39.32% (39.30% à 18h)
25= 36.15% (36.04% à 18h)
Fifidianana: Tonga 100% ato amin'ny SRMV ireo voka-pifidianana manerana ny Distrikan'i Sambava
Tamin’ny 3ora sy 20min tolak’andro teo no nanambaran’ny filohan’ny Vaomieram-pirenena anivon’ny Distrika sambava, Atoa Farantsa Martin, fa tonga avokoa ny vokatra nisy tany amin’ny birao fandatsaham-bato rehetra 394/394, izay nahitana mpifidy voasoratra anarana 118 272, saingy hatreto hoy izy ihany dia "tsy mbola misy vokatra vonjimaika omena anareo mpanao gazety satria mbola eo ampandraisana ny isan'ny vato azon'ny kandida tsirairay izahay amin’izao ora izao".
Sambava: Misy mitonona ho avy amin'ny Ministeran'ny Asa Vaventy Antananarivo tonga mangata-bola
Manomboka miteraka fahasorenana ho an'ny maro ity toe-draharaha mangata-bola manomboka any amin’ny 150.000 Ariary ity. Nanambara ireto milaza fa iraka avy amin'ny Ministeran'ny Asa Vaventy ireto tamin’ireo izay notsidihin’izy ireo fa tafiditra amin’ity vola takiana ity ny fanamboaran-dalana Ambilobe-Vohémar.
Manoloana izany dia nanao fanambarana toy izao ny Prefen'i Sambava, Mananjara Boniface : ’’Efa misy amintsika aty isan-taona ireny olona mandeha mangatangataka vola amin’ireny mpivarotra sy opérateurs ireny, dia tenenina sahady fa raha tsy sitraponareo dia aza manome vola azy ireny, na misy sonia na tsia any, ary na iza no nanao sonia azy na iza dia tsy mahazo omena vola ireny olona ireny raha tsy hoe sitraponareo. Efa tonga ihany koa ny fanararataona mandeha mitsentsitra vahoaka mandeha mangataka vola amin’ity Sambava ity’’.
Résultat 12 novembre 2018 à 18h
BV traités: 11992 / 24852 soit: 48.25%
Taux de participation: 53.66%
Manohy miakatra mora i 12 ary mihemotra i 13 sy 25 amin'ny elanelam-bato 78 616 (3,26%), à 14h = 62 919 (2,65%) ny elanelana 13 sy 25.
12= 7.99% (7.73% à 14h)
13= 39.30% (39.24% à 14h)
25= 36.04% (36.47% à 14h)
Fifidianana: Fanambarana avy amin'ny HVM
Manameloka ny fanodinana ny safidim-bahoaka, ny fizaram-bola, manainga ny manam-pahefana andray ny adraikiny, manaja ny tany tan-dalàna.
Tsikaritra aloha teto fa dia samy nanary ny kravaty manga daholo izy rehetra, somary mafana ihany koa moa ny andro.
Fifidianana: Mitana ny laharana fahatelo ny vato fotsy sy vatomaty
Raha ny lalam-pifidianana moa dia tsy tafiditra ao anatin'ny fikajiana ny vato manankery ny vato fotsy sy vato maty.
Nefa kosa hatramin'izay nisian'ny fifidianana teo Madagasikara, dia sambany no niakatra ambony tokoa ity vato fotsy sy vato maty ity, ka mitazona ny laharana fahatelo ao aorian'ny 13 sy 25 ny vato fotsy sy vato maty, satria ny 13 nahazo isam-bato 891 492 tamin'ny 2ora tolakandro teo, raha 828 573 no azon'ny 25, ary 185 415 ny vato fotsy sy vato maty, ny 12 nahazo 175 614.
Résultat 12 novembre 2018 à 14h15
BV traités: 11237/ 24852 soit: 45.22%
Taux de participation: 53.74%
Manohy miakatra mora i 12 ary mihemotra i 13 sy 25 amin'ny elanelam-bato 62 919 (2,65%).
12= 7.73% (7.54% à 08h)
13= 39.24% (39.43% à 08h)
25= 36.47% (36.78% à 08h)
Météo 12 novembre 2018
Résultat 12 novembre 2018 à 08h
Nandingana ny 1% i Paul Rabary, i Dadafara, Ny Rado ary i Pastera Mailhol.
Nihemotra kosa i 13 raha niroso i 25, fa i 12 no manovoka aty aoriana mbola tara be.
BV traités: 10161 / 24852 soit: 40.89%
Inscrits: 4168021 / 9913599
Taux de participation: 53.58%
12= 7.54% (6.97% hier à 19h)
13= 39.43% (40.88% hier à 19h)
25= 36.78% (36,00% hier à 19h)