Filtrer les éléments par date : samedi, 10 novembre 2018
samedi, 10 novembre 2018 19:22

Résultat 10 novembre 2018 à 19h

BV traités: 4262 / 24852 soit: 17.15%

Taux de participation: 52.38%

12= 5.85% (5.72% à 15h)
13= 40.68% (40.52% à 15h)
25= 38.89% (39.32% à 15h)

 

Publié dans Fil info

Tao amin’ny Centre Diantana Antsirabe no nanaterahan'izy ireo izany ny zoma 9 novambra 2018. Fikaonan-doha no natao, ka lohahevitra roa no nodinihina, dia ny lafiny tsy fandriampahalemana eny amin’ny lalam-pirenena sy ny fampakarana ny sarandalana miainga avy eo Antsirabe makany amin’ny faritra hafa.

Raha ny fanazavana nomen’Atoa Razafimisata Tanteliharivola, filohan’ny Fikambanan’ny mpitatitra dia efa misy ny fiaraha-miasa amin’izy ireo sy ny mpitandro filaminana saingy ny fanantsarana izany no tadiavina.

Publié dans Sociale
samedi, 10 novembre 2018 10:57

Fifidianana: Misoko mangina i 12

Résultat CENI 10 novembre 2018 à 9:55 (Asa montre firenena iza aloha, fa tsy lera eto Madagasikara aloha e, satria vokatra nalainy talohan'ny 9h55 io)

Miakatra moramora i 12, mahatratra 5,85%
Nidina i 13 lasa 41,37% izay arahan'i 25 amin'ny isa 38,42% amin'ireo BV 3 441/24 852.

 

Publié dans Tselatra