Filtrer les éléments par date : samedi, 13 octobre 2018

Ny Diosezin'i Mahajanga no nampiantrano ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny tanora Katolika na JMJ, andiany voalohany, ny taona 1999, 20 taona aty aoriana, mbola i Mahajanga no mampiantrano ny andiany faha-9. Nisy androany ny fitokanana tsangambato manamarika izany.

Alim-bavaka eo Belobaka no hanamarika ity alin'ny sabotsy ity. Lamesa lehibe kosa no hanakatona ity JMJ IX eto Mahajanga ity.

Nisy ny hafatra avy amin'i Papa François mivantana, maniraka ireo tanora, hanana finoana, tsy hatahotra, hiray hina, entina anasoavana sy andraisana andraikitra eo anivon'ny fiaraha-monina, ny Firenena.

 

Publié dans Tselatra

Cela aurait été impensable avant 2017, une Rwandaise, Louise Mushikiwabo, d’origine Tutsi vient d’être mise à la tête de l’Organisation Internationale de la Francophonie. Elle est le successeur de Michaëlle Jean occupant ce poste depuis 2014.

Louise Mushikiwabo est depuis 9 ans (2009) le Ministre des Affaires du Rwanda. Elle est une proche du président Paul Kagame qui jusqu’en mai dernier est une persona non grata en France, que ce soit vis-à-vis des administrations de droite (Chirac, Sarkozy) et de gauche (Hollande).

Les raisons avancés sont le peu de cas que l’administration du Front Patriotique Rwandais (FPR) traite des « Droits de l’Homme ». En vérité la France, avec l’appui de l’ancienne puissance coloniale de la région, la Belgique, soutenait mordicus les administrations hutus, l’ethnie présentée par les chercheurs occidentaux comme « majoritaires » dans la région des Grands Lacs.

Publié dans Editorial

Manitsaka ny andro faha 6 androany ny fotoanan'ny fampielezan-kevitra, nefa dia maro ireo kandida no tsy re mihitsy na any amin'ny haino aman-jery, na mametaka afisy, na mamory vahoaka.

Samy manana ny paik'adiny fa mampanontany tena ny antony nilatsahana raha hitazam-potsiny ireo hafa, izay hita misongadina, ary misy ireo manatosaka vola be mihitsy, izay mbola tsy fantatra mazava moa ny loharanom-bolany.

Maro ihany koa ireo tsy manaja lalàna sy ny fiaraha-monina, ka dia mametaka afisy eny rehetra eny, isan'izany ny apetaka amin'ny rindrin'olona sy andrin-jiron'ny Jirama na ny Paositra izay voararan'ny lalàna.

Publié dans Vaovao

Sabir Molou kidnappé de chez lui à Ivandry.

 

Publié dans Fil info

Araka ny andininy faha-75 ny Lalampanorenana Malagasy dia mivory ara-potoana in-droa isan-taona ny Parlemanta, ka ny voalohany ny talata voalohany amin’ny volana may, ny faharoa kosa ny talata fahatelo amin’ny volana oktobra, izay atokana indrindra indrindra amin’ny fandinihana sy fandaniana ny tetibolam-panjakana.

Publié dans A la Une

Louise Mushikiwabo est la nouvelle Secrétaire Générale de la Francophonie. Elle succède à la canadienne Michaëlle Jean.

Jusqu’ici Ministre des affaires étrangères du Rwanda, Louise Mushikiwabo a été désignée par les Chefs d’Etat et de Gouvernement réunis au XVIIème Sommet de la Francophonie, à Erevan, dans l’après-midi du vendredi 12 octobre 2018.

L’ancienne chef de la diplomatie rwandaise a vivement remercié les membres de la Francophonie pour leur confiance, pour les quatre années à venir. « Venant d’un pays qui a souffert de la guerre et du génocide, qui a relevé de nombreux défis de la reconstruction, je compte rendre à la Francophonie son plein rôle d’instance de médiation, de dialogue, de reconstruction et de négociation », a-t-elle notamment déclaré.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Politique

Ny talata 16 oktobra 2018 no hanatanterahana ny famotehana ampahibemaso ireo basy tsy ara-dalàna sarona na naterin’ny olona an-tsitrapo, nandritra iray volan’ny famindram-po ho an’ireo olom-pirenena nitazona basy tsy ara-dalàna nanerana ny Nosy. Izany dia hatao manoloana ny Lapan'ny Tanàna Analakely Antananarivo.

 

Publié dans Tselatra

Hotanterahina anio tolakandro any Malabo, renivohitr’i Guinée Equatoriale, ny andro fahatelo amin'ny lalao fifanintsanam-bondrona hifandonan’ny Barea Madagasikara amin’ny ‎Nzalang Nacional, ekipam-pirenen’i Guinée Equatoriale, hahazoana tapakila hiatrehana ny dingana famaranan’ny fiadiana ny tompodakan’i Afrika amin’ny baolina kitra, hatao any Cameroun amin’ny taona 2019.

Vonona hitady fandresena ny Barea.

Hotanterahina eny Vontovorona Antananarivo amin’ny talata 16 oktobra 2018 ny lalao famerenana eo amin’ny ekipa roa tonta.

 

 

Publié dans Sport
samedi, 13 octobre 2018 10:39

13 octobre

Journée mondiale de l’œuf.

 

Publié dans Fil info