Filtrer les éléments par date : lundi, 01 octobre 2018

2017: l’actuel candidat n° 25 a reçu le prix "African Leadership of the Year” délivré par le magazine African leadership basé à …Londres.

Un an plus tard, le même magazine décerne un autre prix pour le candidat n° 12, fraîchement démissionnaire de son poste de président de la République, celui du « Prix d’excellence pour le développement Africain ».

Entre temps, le n° 13 signe des autographes pour son livre autobiographique à…Paris.

Ces 3 numéros figurent parmi les favoris de la course aux présidentielles dans quelques semaines. D’ailleurs un sondage en leur faveur par le FES n’est-il pas empêché d’être publié ? Au motif de « troubler l’opinion public ».

En réalité le principal intéressé, la nation malagasy, est mis à l’écart et beaucoup se demande qui dirige ce pays. Qui organisent les élections ? Qui fixent le taux de change de l’Ariary (MGA) ? Qui contrôlent le prix des hydrocarbures ? …Qui contrôlent qui ?

Publié dans Editorial

Io no fanontaniana apetraky ny vahoaka eto Morondava manoloana ny fandrobana indray ny orinasa Sucoma. Taorian'ny Fanakanan-dalana nataon'ireo mpitari-tolana roa, tonga dia nataon'ny mpanao grève fay rano indray ny entana sisa tao aminy magazay n'ny Sucoma.

Nanao ny ainy tsy ho zavatra ireo mpiambina taty ivelany nanakana azy ireo nefa tsy nahatana ka nahatonga ny DG n'ny Siranala nanampy isa azy ireo.

Publié dans Tselatra

Ny Alahady 30 septambre 2018, izay feno 57 taona katroka ny nisian'ny polisim-pirenena teto Madagasikara, dia hazakazaky ny mpirahalahy no nisantarana izany teto Sambava, notarihin'i Inspecteur Principal de Police BE ROLLAND. Ka ny tanjona hoy izy dia mba ho Polisim-pirenena mandala ny fitsipika, antokiny fandriam-pahalemana ny eto SAMBAVA.

 

 

Publié dans Tselatra

Oniversiten'i Mahajanga: Nifamono ny samy mpianatra. Maro no naratra.

(Sary Gasypatriote Mahajanga)

 

Publié dans Tselatra

Nankalaza ny faha 57 taonan’ny nijoroan’ny polisim-pirenena ny farim-piadidian’ny polisy teto Vakinankaratra, notronin’ireo sekoly fanofanana ho polisy sy ny hery vonjy taitra.

Hoan’Antsirabe dia efa nandritra ny 3 andro no nankalazana izany ka lalao ara-panantanjahan-tena no nifaninanana, ary ny andron’ny alahady 30 septambra 2018, dia nisy ny fiarahana nihazakazaka nitety an’Antsirabe, ary hitohy amin’ny fifampitsidihana ny toeram-piasan’ny sampandraharaha samihafa eo amin’ny samy polisy izany.

Ny lohahevitra niraisan’i Madagasikara manontolo moa dia ny hoe : « Polisim-pirenena mandala ny fitsipika, antoky ny fandriampahalemana ». Ankoatra ireo moa dia hisy ny valan-dresaka hifanaovana hanatsarana ny fomba fiasa eto Vakinankaratra.

 

 

Publié dans Tselatra