Kitra-Mondial 2018: Niisa 14 sahady ny “penalty” nodakana

  • samedi, 23 juin 2018 20:43
  • Sary net

Tsy mifarana akory ny lalao fifanintsanana isam-bondrona dia efa miisa 14 ireo “penalty” notsofin’ny mpitsara sy nodakaina tao anatin’ity fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018 ity.

13 ny isan’ny “penalty” nandritra ny Mondial 2014 tany Brezila.

Hatreto dia 18 ny isan’ny “penalty” be indrina nandritra ny Mondial, dia ny niseho tamin’ny 1990, 1998 ary 2002.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.