Fihaonana fanomanana ny francophonie

  • mercredi, 20 janvier 2016 19:15
  • Photo Njaka
Tsy natao ho fihaonana ara- politika ihany fa mivelatra hoan'ny vahoaka malagasy, izay no navoitra teny Iavoloha io tolakandro io raha nandray ireo vahiny solon-tena mpikarakara mahakasika izany ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.