Alasora: Lasa toerana fanariam-pako, tsy manaiky ny mponina

  • mardi, 19 janvier 2016 22:48
  • Sary Njaka
Nisavorovoro ny mponina teny amin'ny tananan'ny kaominina Alasora io tolakandro io fa mandritry ny telo andro be izao dia hatobaka eny an-toerana ny fako izay tokony ho eny Andralanitra.
Tsy manaiky ireto farany fa dia mangataka ny hamerenana ireo fako any amin'izay tokony hisy azy. Ny eo anivon'ny ministeran'ny Rano indray anefa dia miziriziry amin'ny heviny fa tsy maintsy ho tanterahina ny baiko izay nolazain'ny lehibe eo anivon'ny ministeran'ny rano. IZA NO DISO araka ny nambaran'i Andriavelojaona Luciano Elhy ao amin'ny Direction du Systeme d'Information et de la Communication (DSI)?
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.