Fitaterana an-tanety: Miverina miasa ireo zotra anatiny ao anatin'ny faritra Vatovavy Fitovinany

  • samedi, 01 août 2020 18:37
  • Sary nindramina

Miverina manomboka androany 1 Aogositra ireo zotra anatiny, ao anatin'ny faritra Vatovavy Fitovinany, manaja ireo fepetra ara-pahasalamana amin’ny hamehana ara-pahasalamana, tsy hiparitahan’ny valanaretina coronavirus.

Nofendrahana ranom-panafody ireo fiara taxi-brousse rehetra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.