Nosy Be: 10 000 Ar no namonoany ny mpampiasa azy

  • samedi, 18 juillet 2020 13:35
  • Sary nindramina

Voasambotry ny Zandary ny 13 jolay teo i Dix, rehefa nokarohina nandritra ny roa volana. Namono nahafaty vehivavy iray, izay mpampiasa azy tany Ambatozavavy - Nosy Be izy, tranga izay niseho ny 12 May 2020.

Vola 10 000 Ariary, karamany izay mbola tsy voaloa no namonoany tamin’ny fomba feno habibiana ilay vehivavy mpampiasa azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.