Ambohibary-Moramanga: Hazoala miisa 285 notaterina an-tsokosoko

  • mercredi, 15 juillet 2020 21:59

Kamiao iray no tra-tehaky ny ekipan’ny CIREDD Moramanga nitondra hazoala tsy ara-dalana miisa 285 ny alin’ny 12 jolay lasa teo tao Amboniarenana ao amin’ny Kaominina Ambohibary-Distrikan’i Moramanga.

Hazoala ao amin’ny faritr’ala manodidina ny orinasa Ambatovy, Kaominina Andasibe no alain’izy ireo. Mitohy ny fanadihadiana mba hanatrarana ireo rehetra voakasik’ity raharaha ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.