Orinasa miaramila Moramanga: Manao ny andrana amin'ny famokarana herinaratra

  • mercredi, 15 juillet 2020 13:37

Manao ny andrana amin'ny famokarana herinaratra izay namboarin'izy ireo ny eny anivon'ny Orinasa miaramila (UMM) Moramanga. Ny trano fonenan'ireo mpiasa eny an-toerana moa no nanaovana ny andrana.

Tanjona ny hanamora ny asa sy ny fifandraisana amin'izao andro mafy amin'ny ady amin'ny Covid-19 izao, ahafahana miaro ny vahoaka sy ny fananany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.