JIRAMA

  • mardi, 08 septembre 2015 12:53
  • Photo: Njaka
Niakatra teny amin'ny brigade de recherche nanaovana enquete ireo dimy mirahalahy mpitarika ny sendikan'ny mpiasa eo anivon'ny JIRAMA, naharitra adiny dimy teo ny ny fanadiadiana an'izy ireo.
Izany dia noho ny raharaha baomba hita teny amin'ny foibe-toeran'ny Jirama andro vitsivitsy izay, navotsotra izy dimy mirahalahy, ary mbola hitohy indray ny tolona manomboka androany eny Soanierana
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.